mba mahalasa fisainana ihany

21. maditra ( 14/04/2005 17:56)
hahaha> Raha nodinihiko izay nolazainareo izay tia mi-critique ny fiangonana Katolika dia hoe: Tokony hiainoina ianareo, tahaka ny nihainoana an'i Kristy. Misy ary mampitovy azy tamin'i Kritsy dia mampitovy anay amin'ny Fariseo sy ny tariny. Tsy koi zaigny (samy mpanota anie)! Fa ity mba tiako dinihinareo: Ny tena zavatra halan'i Kristy Tompo tamin'ireo Farisianina sy ny mpanora-dalana ange, tsy noho izay nambarany ny vahoaka sy ny fampianarana nataony loatra fa ny fomba fiainany e.Mitsara ny vahoaka amin'ny fombafomba madinika izy ireo kanefa ny fiainany feno fihatsaram-belatsihy. Asa izy tena mahay vava nefa tsy misy fifanajana ny hafa no variana mitsikera olona eto? Ny tiako lazaina aminareo fotsiny dia hoe: efa namaky sy nandalina ny fiainan'i Jesoa Kristy Tompo zah nanomboka ny fahakelezako, ary efa haiko tsara ny zavatra inoako, raha ratsy aminareo izany na tsy mifanaraka amin'ny zavatra inoanareo(izany hoe lazainareo!) izany dia horaharahaiko inona moa. C'est entre moi et Dieu, c'est moi et ce que je cois.
Tsarovy fa ady hevitra ny ato. Tsy izay lazainareo akory dia marina doly. Firifiry betise hitako soratan'olona tsy Katolika ato, tsy mampite-hamaly akory. Dia milaza ianareo fa hanoro hevitra, ny anareo aloha ataovy tsara dia avy eo angamba vao manoro hevitra.
Tsarovy ihany ilay tenin'i Kristy hoe: Esory aloha ny vatan-kazo eo amin'ny masonao, dia izay ianao vao manaisotra ny an'ny rahalahinao. Mazava amiko be izany fa tsy haiko aminareo!
22. jooko ( 14/04/2005 18:19)
Maditra sambatra zay mino ka !
:-*
23. pitchou ( 14/04/2005 19:11)
ny ahy aloha rizareo d tsotra be mihitsy: raha mbola mitonona na manava-tena hoe kato e! protest e blablabla e nefa milaza tena ho kristiana d efa tsy izy izay! satria manjary hanitatra aho hoe avahana koa moa izany ny miteny latina rehefa mivavaka (satria io ny teny fantatro hoe nampiasain'ny fiangonana taloha!), sy ny miteny frantsay, satria io no nahitana ny protest, sy ny anglisy, satria io no nahitan'ny gasy ny baiboly ... d raisiko ho mifanohitra @ izay hinoako fa isan'ny fampianaran'i Kristy!
Ary normal be hoe misy mitsikera na manao remarque mety tsy ho tantin'ny tena raha manava-tena ny tena hoe izahay tahaka an'itsy fa nareo tahaka an'iroa! satria izay dia efa mametraka fitsrana ny hafa no miantso tsikera!

hoy i Hery hoe efa mi-protesta foana ny protest, fa mba jereo ihany sao izay protest izay no isan'ny nahafahanao ankehitriny mamaky ny baiboly, sy ahafahanao manazava azy @ olona miteny gasy? sao dia izay protest izay no ahitana fa kristianairay ao anatin'ny fahasamihafana ihany ny kristiana? ary fampianarana ny tolérance ihany koa?
24. yonikafopl ( 14/04/2005 19:51)
pitchou :roll: :)

samy efa nandeha teto daholo ny resaka momba ny katolika sy ny protestanta ka, de samy nilaza izay tiany nolazaina, tao ny tohina, tao ny nalahelo, tao ny nitsiky fona. Za manokana raha naneho ny hevitro tsy niaro ny ahy na nanaratsy ny hafa fa nilaza izay hitako sy kely mba fantako, k araha nisy nalahelo tamin'izay nolazaiko dia ialako tsiny.

Raha mba afaka mamaky ny epistily nosoratan'i Jakoba ianareo dia mba vakio fa mahafinaritra be ny mamaky sy mandray izay voalaza ao.

Misaotra betsaka



25. dadabe ( 15/04/2005 03:06)
yonika>zaho momba anao (l)
26. lilbon ( 15/04/2005 05:09)
Narilala a ! 'zahay konkou mbo nandefa hevitra t@ 'reny adihevitra protestant sy katolika ireny .Nefa 'zahay tsy nitsikera B @le Katolika na namely ilay Protestanta.
'Zahay manko protestanta nefa manana finoana ekiomenika .Mpiangona eny @ FJKM nefa mpianatry ny sekoly katolika .Mihira ny fihirana FFPM refa lahady d manao ARAHAABA RY MARIA refa hatory .Hevtra fotsn no ampiadina fa aza masiaka B ,manjar tsy sahy mamok hvtr 'tsony zahay @ manaraka. :) :/ :/ :/
27. haingo23 ( 15/04/2005 08:01)
Miala tsin y aminareo Katolika raha nanafitohina anareo ny teniko tery @ voalohany. Kato mantsy no nanoratra dia tany no nivantana ny resaka. Ny sujet dia ny hoe "fampitomboana ny finoana sy ny fiombonana". Tsy ho an'ny Kato ihany io fa hoa an'ny rehetra. raha misy zavatra lazain'ny sasany dia misy hafa mi-contre foana dia toy izany hatrany ny eto. Aiza no hisian'ny finoana hitombo @ izany. Raha te-hampitombo finoana marina dia mitsakotsako izay voalaza. Raha lazaina fa adi-hevitra ny eto hoy ny sasany dia aza manantena ny hampitombo finoana sy fiombonana eto iana izay nanokatra ity sehatra ity. raha fahalalana dia misy azo eto fa tsy finoana
Misaotra e
28. yonikafopl ( 15/04/2005 08:08)
dadabe :) :-*
haingo23 :)
29. dadabe ( 15/04/2005 09:13)
yonika> :oops: :oops: (l) :-*
30. haingo23 ( 15/04/2005 10:01)
:?: :idea:
31. sahary ( 20/04/2005 04:47)
za aloha anisan'ny nanokatra adi-hevitra maromaro,fa izaho tsy niheritreritra ny hanakiana ny atsy na ny aroa fa dia miala-tsiny izany @ nareo izay nahatsiaro ho voatsinjona.Ary matoa nge zany ianareo mahatsiaro ho voatsinjona dia tena midika izany fa misy zavatra mitombina ihany voalaza eto fa ny sainareo no mandĂ  izany ankitsirano dia lazainareo fa mitsikera sy manakiana izahay.
Io dia mitovy indrindra @ ilay soratra fahita any @ taxi be hoe AZA MIFOKA SIGARA,raha tsy mifoka sigara ianao dia tsy misy antony aminao akory io soratra io,fa raha mpifoka kosa ianao dia mahatsiaro ho tohina sy sahirana noho ny fisian'ilay soratra,dia ohatr'izany ihany koa ny adi-hevitra ataon-tsika eto. :P :P :P
32. sonwin ( 20/04/2005 08:44)
zany an!
33. yonikafopl ( 20/04/2005 09:06)
sahary :)
aza mba mora tezi-dresaka e.
Tsiky de ampy :) io no filamatra
34. dadabe ( 20/04/2005 13:36)
yonika>marina mihitsy hoa zany (l) :-*
35. yonikafopl ( 20/04/2005 19:14)
mba mahalasa fisainana ihany dadabe ty ka :-@
36. fijo ( 20/04/2005 23:05)
ny kato no atao resaka satria izy no tena manondrana ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6074