Prince Rainier maty!!!

21. yonikafopl ( 10/04/2005 23:57)
pitchou ie le vola maloto, fa to efa mandeha ny blanchissage angamba
22. pitchou ( 11/04/2005 17:48)
ngamba nanao investissement be t@ machineà laver rizareo zany!
d fantatro koa fa tia rugby i Albert! fa le rainy ...
23. ftma ( 11/04/2005 21:19)
sonwin:Ny mpiasa mpanjakana eto Monaco izany misaona izany.
Yonika hihihihi vola avy any @ nareo mihitsy no sasana aty ko.
24. welie ( 13/04/2005 14:49)
ftma yonika> hihihihihi..... yonika zany mpandefa vola de ftma njy mpanasa ve? lol... hihihihi....

Mba mahagaga ahy koa ny namana tsy mba mahafantatra an'i Prince Rainier de Monaco... mais bof...
25. sonwin ( 13/04/2005 16:26)
Za aloha dia tena tsy mahafantatra io olona io mihitsy e..bof :lol: ..ary mino aho fa maro ny malagasy tsy mahafantatra azy.Raha vao resaka monaco izany dia Stephanie ihany no haiko...dia As Monaco dia hatreo ihany ..bof :lol:
26. sonwin ( 13/04/2005 16:28)
Za aloha dia tena tsy mahafantatra io olona io mihitsy e..bof :lol: ..ary mino aho fa maro ny malagasy tsy mahafantatra azy.Raha vao resaka monaco izany dia Stephanie ihany no haiko...dia As Monaco dia hatreo ihany ..bof :lol:
27. welie ( 13/04/2005 16:51)
sonwin> Okay okay...bof... :-p
28. majakely ( 18/04/2005 14:16)
Welie na dia izany aza tsy maninona na dia tsy mahafantatra azy aza ny namana ,fa raha tsara marina ny zavatra rehetra vitany dia ho handry am-piadanana izy !
29. saotra ( 21/04/2005 19:37)
Na le Stephanie aza tsy fatako.
manjakely>Ie mamdry ampiadanana izy refa nahavita zvt tsara ka.
30. fijo ( 21/04/2005 23:17)
atao resaka ny hoe vola tsy fantampiaviana ao monaco.aleo aloha hazava ny resaka fa ny banky ao monako anie ka mbola fehezin'ny banky foibe FRANTSAY e,izany hoe tsy misy tsy hain'ny banky foibe frantsay izay mandalo ao monaco.koa raha tena izay no tsy haritry ny frantsay,maninona no tsy nataony izay hanakanana izany?
izy manaratsy nefa izy manaiky ihany koa.aiza ihany ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.9828