RNS : Nanahoana ihany?

21. Riffeur ( 05/04/2005 22:22)
salut dol. Za zany noho ny antony be adidy dia tsy afaka namonjy rdv zany McDo zany fa tena sahirana. Misy nahita ahy j'en suis sur mais bof bof , efa zatra lol. Welie ndray tena haiko le antony fa nahita ahy sy ny vady amanjanako izy dia nitsoaka hihihihihi. Sa tsy zany moa....? lol Sipagasy ndray obligée hita foana satria nifampi-voisin trano nipetrahana. Dia @ manaraka be ny sisa raha ohatra ka. I la_douce koboko nanao taekwondo dia tsy nokotabaisiko, hihihihi :-)
22. chipie1 ( 06/04/2005 14:52)
riffeur > kozy ve zany taekwondo be zany? =))
23. fijo ( 06/04/2005 21:53)
kozy tokoa ve izany fa za anie tao fa tsy nahita azy e
24. Ralay ( 07/04/2005 06:02)
>Oully: Tena nalahelo tokoa ny tenanay tsy nahita namana tany Vichy ary nahatsiaro ny fihaonana t@ taona lasa nefa ny manetsabe mbola ho avy tokoa na izany aza.
>Fijo: Ise tokoa dia tena tsy hita mihintsy sa nahatazan-davitra toy ny sasany ihany :lol:
25. mihanta ( 07/04/2005 08:30)
miarahaba ny rehetra!
tonga tany am rns ihany na d efa neritreretina tsy ho afaka mihintsy.
midera manokana an sipagasy klou tam hafanam pony,domazy tsy nisy hita ny namana aza kivy akia sipagasy fa mbola ho b ny sisa.mendrika fisaorana mitafotafo b sipagasy.
za klou tsy d nahita ankizy betsaka tany ankoatra an'i sipagasy izay anisan'ny nijanona en contact tamiko foana ary tena nahafinaritra ny fihaonana na d fohy aza ny fotoana.d faly nahita an'i zimbakely,riffeur(na d lavitra)anisan'izany kou i henika,kanto,labomba,ds(ialàna tsiny raha tsy tafaverina tany am rossy fa tsy nety ilay billet).souvenir souvenir ny rns satria nahita namana avy tany mada tsy hitako efa ela b za tany.
misaotra bdb anjy akia sipagasy fa d maromaroa ny oul tahaka anjy fa mba omeo ahy akia le sac misy soratra serasera ataoko fahatsiarovana.

:-* :-*
26. sonwin ( 07/04/2005 10:12)
k'aiza izy izay mihanta an! hay ve tany e :wink:
27. welie ( 07/04/2005 12:22)
mihanta> hihihihi kay njy nanao taekwondo an! Njy nahita oul aza fa niafina kou! hihihi..... Nahita ahy io! :-p

Riffeur> Bizou elà dé merci @le antony an! hihihi....
28. sonwin ( 07/04/2005 16:41)
w> mbola mitady ilay ambadika za hatramin'izao fa mbola tsy arako foana, aiza ho aiza ato aza izany klé
29. mihanta ( 07/04/2005 18:58)
sonwin tany za ka,angaha ianao tany koa?
riffeur lol
30. fijo ( 07/04/2005 21:38)
ralay ,sipagasy irery no hitako tany ka;tany amin'ny boule koa tsy nameky dia nijery baskety aho ko.
31. sipagasy ( 08/04/2005 15:12)
misaotra antsika isika e! ny manetsa be mbola ho avy e!!!tsy ekeko raha tsy hitako daholo isika rehetra ato hihihih :-*
32. sonwin ( 08/04/2005 15:37)
mihanta> tena tsy tany za fa ianao kosa tokony mba niteny mialoha dia niaraka tany isika e..hadino ny namana refa mandende an
33. fijo ( 26/04/2005 21:36)
aza mifanadino an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5233