Namana version 2.0 (beta)
61. Minoa
(
03/08/2005 07:25)
Mamaôn isik
Mbol ts tena zatr fa voalohany de tena ts mbol mahita tenen tsar , fa mety aloh e
Mbol ts tena zatr fa voalohany de tena ts mbol mahita tenen tsar , fa mety aloh e
62. mananja
(
05/08/2005 15:10)
Milay le izy fa mirary ny hitohizan'ny fiaraha-miasa hatrany eh!=D=D=D:@
65. mactojo
(
12/08/2005 08:02)
tena milay tokoa ty fanovana ty fa mazava lôtra fotsiny le loko. gasy ka manja @ akapobeny=D
67. Johansen
(
18/08/2005 07:18)
bonaka:
slt Hery,misaotra fa tena afapo daholo ny namana jiaby :*
manao ahoana moa zany afapo zany ry zalahy?
68. kimi
(
19/08/2005 16:16)
Tsara fa mifanakaiky ilay mavo sy bistre befa somary mandratra ihany fa maherihery e. Ny loko manko anefa tsy dia azo iadiana hevitra be loatra. Fa mankahery ny mpikarakara e.
Izaho dia mankafy be ny kalon'ny fahiny ka aza misalasala mihitsy mandefa tononkira kalon'ny fahiny mivantana. Ohatran'ny somary vitsivitsy mantsy ato amin'ny takelaka fa mba ataovy be dia be ry zareo a. Mankalaza e.

70. lena
(
02/09/2005 16:56)
xxx:
Fa nahoana ny sary tsy mahazo fafana intsony sady tsy mahazo soloina intsony :?:
mahazo fafana fa iny no mahafinaritrazy e!