Tsara ve ny fitokonana?

21. Briann ( 21/03/2005 07:27)
mandroso> tsy midika fahateren-tsaina mihitsy ny resaka \"cible\", satria izay no tena zava-misy. Fantany tsara hoe raha tsy mampianatra izy dia ny mpianatra no maty antoka, raha tsy mitsara izy dia ny olona manan-draharaha no mijaly. Ny dikan\'ny grevy de izao: jereo fa rehefa tsy manao ny asanay anie izahay de minan-fatiny ny vahoaka e? Ka raha tsy manaiky ny fangatahanay nareo fanjakana de hihinan-fatiny foana ireo, de aleo ry zareo ampihinaninay vovoka ireo no hanao pression aminareo. Efa nikasa hampihavana anie ny ray aman-drenin\'ny mpianatra teny Ankatso e.
Izao daholo ny resaka grevy ry mandroso a: fanerena an-kolaka, fa tsy tena le pokona iadivana no asianao.
Maninona izao, ohatra, raha ny service na vola tokony homena ny fanjakana no lavina tsotra izao?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133