epinard sy hena

21. haingou ( 18/03/2005 09:20)
Fa nareo ve efa nihinana pola (ravin-tsaonjo namainina) Tena tsara be koa io an. Matsiro noho ny ravitoto raha atao amin'ny henakisoa matavy be. Ho anareo mipetraka any an-dafin-driaka dia tena tsara raha manafatra. Atao ôtrany mahandro ravitoto ihany no fandrahoana azy. Mila atao masaka tsara. Andramo ange fa tena milay be io e. De lazaovy eto hoe tsara ve sa ratsy?
22. rurik ( 18/03/2005 14:27)
Tsy mangidy ary tsy manaikitenda ny pinard fa angamba ny fandrahoanao azy no mila hovaina kely. sady ny olona koa anie samy @ fitiavany e angamba ianao mihintsy no tsy tia.ilay ravintsaonjo koa efa haniko taloha fa tsara fa tsy haikono mahandro azy ny olona milaza fa manaikitenda honoraha tsy mahay mahandro azy
23. rurik ( 18/03/2005 14:32)
epinard sy craime fraiche ihany koa tena tsara.
24. Liltax ( 25/07/2005 11:49)
le craime fraiche kosa aleo atao dessert fa aiza de atao anaty hena dôly kosa ve?
sady sao de lasa glamany be @zany eo fa !:wink::wink:
25. rurik ( 22/09/2005 16:29)
izany ve :-*
26. boubounezy ( 25/09/2005 18:43)
épinard sy hena.
andraoy @ cocotte ny hena omby dé asio cube "cub'or" de préférence alou no itako tsara, 15mns eo eo dé masaka, avy eo endasina kely de asina tongolo sy sakamalao ary poivre kely. aroaroy tsara eo @ 3 na 5mns eo. arotsay @zay ny épinard dé asio rano zay tinao anaovana azy fa ketsax2 na rou mazava tsara daoly. ra rou mazava anefa dé asio anamalao dé somary ataovy bébé rano.
recette boubounezy. mazoto omana daoly o!
27. boubounezy ( 25/09/2005 18:48)
épinard en branche no atao fa tsy haché "ra vo rou mazava dé asina votabie fa aza adino a! miaraka edasina @ tongolo.
28. boubounezy ( 25/09/2005 19:31)
rurik:

izany ve :-*



zany mitsy dé andramo fa tena tsara
29. booboo ( 27/09/2005 08:53)
aiza no ahitana anamalaho aty frantsa kay ?
30. rurik ( 06/11/2005 10:46)
hm io indray no tsy hitako fa mambole re an mividiana voany dia amboleo anaty pot e mangala pot lebebe dia mety evitra daholo zany :-*
31. jousoua ( 21/12/2005 19:23)
Salam Rurik a!
ny épinard de lazaina fa anamamintsinoa,tsy de tena mitovy reo,fa somary malamalama zay izy,ka ny tsara aminy de fangarondaoka nefa tsy miara-katrehina,fa atao mitokana,ny crème liquide zany tsy de tsara miaraka aminy fa izy en nature iny no hatsaraina @ fandoky tsotra,miaraka @ ail misimisy de sauté-na @ menaka tsotra na huile d'olive koa tsara be,zany oe ketrehinao ny hena de ataonao io de @ farany de atao iray vilia izy rehetra + vary kely bien sûr,de manao ro mazava @ hena sy tomate ary gingembre + pômmes de terre kely fotsiny fa tena sady tsotra no tsara!handramo moa e!
bn appetit basy e!

rurik:


Asa raha efa nandramanareo ny nahandro epinard sy hena izaho dia nanao fa tena matsiro,tsy dia mahita anana loatra eto aminay dia nanandrana aho fa tsara mitovitovy @ anamamy, azo hatao ro mazava koa(tsy ilay voatoto fa ilay raviny) :P



32. rurik ( 16/02/2006 10:29)
jousoua misaotra betsaka t@ilay resety fa andramana koa io fa ny epinard manko no betsaka aty ,
misaotra dia :-*:-*:-*:-*atsoiko iaano rehefa mikarakara aho =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901