:::TETIK'ASA FIAMBENANA :::
21. fijo
(
10/03/2005 21:47)
intell tsy vao izao ny bandy avy any no nanao toa io.ny tiako lazaina dia maro ny avy any no manao io fomba manimba resaka io.asa mangatsiaka loatra ngamba
25. pitchou
(
17/03/2005 19:44)
hayyyy! ka mety ho izay angamba izany ko! nisy galçon tany ho any d tsy tadidiny intsony ny ps ny d vôtery nanao hafa izy
28. cynthia4
(
22/03/2005 02:02)
Hi everybody ...
On voit bien qu'une personne se défend bizaroïdement et réagit maladroitement alors que sujet de Lallah est une devinette. Peut être il y a une personne qui ressemble à un ou une diable en personne youpih !
Qui a fait 11 années de vie soumarine ?
Qui a fait 11 années de mariage ?
Qui a fait 11 années de "Tapot" ?
J'aimerais qu'un réligieux ou une réligieuse de serasera répond à ces trois questions. Et de nosu définir exactement ce qu,on appelle diable en personne ou un démon de midi !
KeyWord : le verbre "tapoter" est un verbe passe partout te le nom associé est "tapoter".

29. Tenio
(
22/03/2005 08:54)
Inona ity e, tsy azo atao teny malagasy ve ô? Tsy dia taranja nanavanana anay loatra manko ny taranja teny vahiny tany am-pianarana.
31. iartistika
(
22/03/2005 18:29)
tenio> za letsy mbô gaga am ty teny vahiny lava ty lé,zay zao tsy kopy mitsy
32. pitchou
(
22/03/2005 19:27)
sopapa kely: dingano rehefa miteny @ teny tsy fantatra fa manjary mi-kouinsss fotsiny ny resaka e!
33. isambilokely
(
23/04/2005 05:33)
Izay tsy mahay teny tsy fantatra no aoka handingana fa izay mianatra sy mahay dia afaka mamaly koa.
Ary dia aza taomina tsy handinika ny olona ry Pitchou ! :lol:
take time to be friendly, it's the road to happiness
Ary dia aza taomina tsy handinika ny olona ry Pitchou ! :lol:
take time to be friendly, it's the road to happiness
34. naritsimba
(
28/04/2005 12:39)
isambilokely> aiza moa 'zahay no hahay an'izay zavatra soratanareo, ny tenanay zavatra nivoaka tamin'ny sekoly ambony EPP , ambony fisainana fa ambany fari-pahaizana.
Ianareo ange no nivoaka tany am-pita ka manana Doctorat @ io fanakorontanana saim-bahoaka io e! tapi-pahaizana fa ambany fahalalam-pomba.
Misaotra.
GASY KA MANJA
NARITSIMBA
Ianareo ange no nivoaka tany am-pita ka manana Doctorat @ io fanakorontanana saim-bahoaka io e! tapi-pahaizana fa ambany fahalalam-pomba.
Misaotra.
GASY KA MANJA
NARITSIMBA
35. isambilokely
(
01/05/2005 22:30)
O ry naritsimba,
Tsy ho voatery tsy maintsy hanoratra anie fa afaka mandingana ny loha-hevitra toa ny ataonay ihany io. Izahay izao raha misy loha-hevitra tsy mi-interesser-nay dia andalovana fotsiny.
Fa izahay anie mandalo eto manala azy no ataonay fa tsy hoe manao am-po tahaka ny sasany izay mivelona amin'ny adi-hevitra eto ry naritsimba.
Ary aza misendoatra fa fandalovana eto fa tsy fonenana. Sa fonenanareo eto ?
Mbilo
:lol: