RAMOSE sy ny MPIANANY

1. naritsimba ( 03/03/2005 09:27)
Tao an-dakilasy no niseho ny tantara.
Nisy mpianatra iray Balita no anarany, vao misokatra ny vavany dia miteny ratsy foana izy.
Nanontany Ramose :
Ramose: Milaza anaran-javatra manomboka @ F..?
Balita(nananga-tanana)
Ramose: Tsy mahazo miteny Balita fa hiteny ratsy eo indray.

Ramose: Milaza indray anaran-javatra manomboka @ V..?
Balita(nananga-tanana)
Ramose: Tsy mbola nahazo niteny ihany i Balita fa sao miteny ratsy eo.

Ramose(nieritreritra izay hanontaniana an'i Balita)
Ramose: An'i Balita ary, milazà anaran-javatra manomboka amin'ny O..?
Ramose(nieritreritra fa tsy hahita havaly Balita)

Balita(namaly): oui,oui, oui, à ouiiiiiiiiiiiiiiii ramose?
novalian'i xxx ny 11/04/2005 11:15
2. majakely ( 03/03/2005 09:34)
:lol: Voa i ramose izay !
3. booboo ( 03/03/2005 11:00)
ho ho ho =))
4. Maxou ( 04/03/2005 15:34)
hihihiiiiiii!
Voa indray Ramose fa nihevitra ny ho be loha noho i Balita ko! :arrow: :-P :lol:
5. mishou ( 12/03/2005 18:09)
izay dia samy nieritreritra teny ratsy manomboka @ F sy V daholo, na ilay O koa aza efa nivakiana ati-doha, mitovy @ balita daholo, mpiteny ratsy daholo o ! o ! o! :lol:
6. xxx ( 11/04/2005 11:15)
hihihih! ary hainareo ve le hoe manaova sarin-java-maneno? Balita sy ramose ihany no miresaka an!
Niditra tao antsekoly ny mpianatra de nanomboka ny fampianarana,de ozy ramose:androany rankizy an!de hanao sary isika ka manaova sarin-java-maneno.De samy somokotra nanao sary ny iray kilasy;nalefa ho jeren'i ramose zay nahavita,tonga teo @ anjaran'i balita ary de niteny ramose: tsy mety ny sary nataonao ry Balita,de namaly balita hoe mety io ramose,de nidrikina ihany i ramose hoe sarin-java-maneno fa tsy fadrina na farafara!de namaly tsotra i balita hoe ka ny farafaranay ramose maneno foana isan-kalina. tsy naha-teny ramose fa nivandravandra teo fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4606