Havambady

21. pitchou ( 10/03/2005 18:50)
ka matetika ange ry vegas ny havambady miditra @ tokatranon'ny tena e! d na tokony ho ady hilamina tsotra aza ny an'ny mpivady d rizareo indray no manondraka lasantsy ny afo
22. iartistika ( 10/03/2005 19:07)
Toka-trano tsy ahahaka.. :wink:
23. fijo ( 10/03/2005 22:08)
izay mihintsy
24. kinaoly ( 11/03/2005 09:41)
ka le izy le mpivady no tokony mifanaraka we azo tenenina ny havana refa mitady hiditsa amny tokantrano. misy manko le ramatoa na le rangahy mintsy no miteny we ny havako havako fona :evil: de mihaino ny vavanle havany izy we ouzy ianona we zao sy zao. de sinon we ny reniko na ny rahavaviko aza valivalinao na etc..... manahirana io :evil:
25. SOBIKA ( 11/03/2005 12:45)
aie aie aie!! zay minsy koa le mampisy prĂ´blema an nefa aloha tokony tsy hanao toetsaina we refa maty le niraisana de hahilikilika le vinanto eh! fa misy koa tena rsaty loha an satria ny azy no maty de satria raha amahita le anairay tavela eo izy de ny ao andohany we maninona no ilay anazy no maty fa tsy io tavela io! na koa we mampahatsiaro azy ny fahitana le olona eo de tsy tiany tsotra izao ny mahita le olona eo!!!! na koa mety fialonana we satria ireo indray izany no hiaraka handova!! zny we tsy hita tsony izay tena marina fa ny zavtra tsapa aloha de misy le situation ary tena mandratra le silany velona le izy! ary raha misy papoose le couple de tsy hijery ireto zaza navela le havambady sanatria e!!!
26. fijo ( 16/03/2005 22:53)
izay le havana e.
27. pitchou ( 17/03/2005 19:53)
aleo mahaleo tena e!
28. fijo ( 24/03/2005 05:52)
izay indrindra
29. Ramaso ( 24/03/2005 06:18)
io volabenao io .. tsy nday anao hatrany mozole... fa ny havanao oooo
30. pitchou ( 24/03/2005 18:50)
ramaso> hihihihiih! marina izany nefa sao dia aleo namana azo itokisana sy ianteherana toy izay havana hamingana?
31. fijo ( 24/03/2005 23:34)
izay mihintsy.ny havana ihany no mamadika hoy ny vazaha izay,ary valilahy tsy havana hoy ny tsimihety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581