Ato ve mbola misy tsy mino an'Andriamanitra?
21. juluka
(
22/03/2005 05:54)
Ny baiboly tsy soratra masina izany fa angano. Azo lazaina koa hoe lalam-panorenana tamin'izany andro izany. Natao io mba hampirindra ny fiaraha-monina fahagola tao amin'ny tany iray.
22. fmr
(
22/03/2005 10:47)
juluka:
Tsotra be ilay izy. Ny mpamorona izao tontolo izao dia misy fa tsy misy mahalala. Io ilay noheverina fa hoe Andriamanitra. I Jesosy kosa dia olo-tsotra nianatra ..... Tsy Andrimanitra izany akory io jesosy io. Olona toy ny manao magie rehetra izy.
Vita
boky na fampianarana avy aiza no ahafahan'i juluka manantitrantitra izany ? Ny mpino kristiana mantsy miaina izay lazain'ny Baiboly vao sahy mijoro vavolombelona hoe " mino ", fa ny fotokevitrao miorina @ inona ?
23. annie
(
08/04/2005 15:44)
mandrindra, tsiaa
Mampalehelo ahy enao fa mandroso any @ fahaverezana!NY satana no mankahala an'Aa sy manimbazimba ny Asany dia mihevera tena fa an'isan'ilay satana enao
namana
Mampalehelo ahy enao fa mandroso any @ fahaverezana!NY satana no mankahala an'Aa sy manimbazimba ny Asany dia mihevera tena fa an'isan'ilay satana enao
namana
24. sonwin
(
09/04/2005 11:20)
annie> sur ve ianao fa mandroso any amin'ny fahaverezana izy?fa iza no tompon'ny fitsarana farany , ianao nga? fa maninona kosa ary ianao no dia mitsara olona foana e :?:
25. sonwin
(
09/04/2005 11:22)
annie> sur ve ianao fa mandroso any amin'ny fahaverezana izy?fa iza no tompon'ny fitsarana farany , ianao nga? fa maninona kosa ary ianao no dia mitsara olona foana e :?:
26. sonwin
(
09/04/2005 11:23)
annie> sur ve ianao fa mandroso any amin'ny fahaverezana izy?fa iza no tompon'ny fitsarana farany , ianao nga? fa maninona kosa ary ianao no dia mitsara olona foana e :?:
27. dadabe
(
09/04/2005 14:24)
hhmm efa tonga angah ny fiafaran;izao tontolo izao? :?: kou efa misy fiotsarana kou
28. dadabe
(
09/04/2005 14:26)
hhmm efa tonga angah ny fiafaran;izao tontolo izao? :?: kou efa misy fitsarana kou :( :( :(
29. annie
(
10/04/2005 20:02)
sowin!ary enao toa voan'ny tsy tia maintsy ahy?lol,vakio wa ny baiboly fa aza mandray antendrony e!tsy enao kou anie no lazaiko e?
