Mahaleo eto Paris - 26 Février 2005
21. McFy
(
25/02/2005 19:28)
Oully< efa eny andalana zany zao sa radem mits vao hiakatra? D hifamadika zany ny lalantsika fa ny ah le Lyon no toa enjehiko. Any no mora ny baby sitter :lol:
fijo< andraso ao fa aty tsika no hirevy ary e! sady mba sambasamba io aty io hatr@ zay naha Mahaleo azy kou. Sady ny organisation toa tsara b ny fahitako azy fa ts toy ny spectacle aty Lyon isan'andro.
Mumu< tsarovy ah refa ao anatiny ao njy.

22. Andriambelo
(
28/02/2005 11:48)
Tao aho rankizy an.
Nikipiko ny vidim-pidirana lafo aminapà (ny 25 euros mipetraka amin'ny tany) fa tsy nanenina aho
Naharitra adiny 5 ora sy sasany ny fampisehoana. Tsy nisy notanany fa nomeny daholo ny avy ao anatiny. Mbola mitana ireo "tovolahy" efa dimampolo taona ireo ("Efa lao-jafy ange leity izao" hoy Charles tamiko)
Ny fikarakarana aloha no nisy lesoka. Ao ny mifoka sigara ao an'efitra ao ny sasany mandehadeha mitondra tavoahangy. Raha izany no misy gidragidra kely fotsiny dia ankitoraka tavoahangy. Fandoto iray tandroka ihany anefa izany fa ny be sy ny maro, angamba toa ahy ihany, nankafy dia nankafy iny fotoana iny

24. mandrindra
(
01/03/2005 14:01)
Tena sarotra ny mitantara azy en couleur no sady miaraka amin'ny feo. Ireny no rindrankira tsy manamitahy. Ny ezaka voalohany aloha na dia tao azany fotoangasy dia 15 min monja ny hatarana. Ny lanonana indray tsy dia be kabary fa avy hatrany dia vavany no nanombohan'i Dadah azy.
25. didi
(
01/03/2005 15:58)
fijo+namana manodidina an'i Marseille > Tadidio fa misy an-dry Mahaleo + Tiana + Ambondrona+ Dodol (?) koa ao @ Florida Palace marseille ny asabotsy 5 mars izao.
Raha resaka Mahaleo fotsiny indray dia halefa en avant première ao @ cinéma "Variétés", 37 rue Vincent Scotto ilay film mirakitra ny tantaran-drizareo @ zoma 04 Mars ho avy izao @ 20 h. Eo ampitan'ny Société Générale Canebière no misy io toerana io ( Sortie Métro Noailles ). Izao vao renay ilay vaovao ka mba hampitaina sao misy liana ny hande...toa anay !! :D .Tsy hainay raha ôtrinona ny vidim-pidirana fa tonga fotsiny aloha e !

26. fijo
(
01/03/2005 20:50)
didi efa nahazo fanasana koa za momba le amin'ny 05,fa tena loza fa tsy afaka.fa ny 04 kosa dia hijery le film ka.misaotra e