avoahy ramaso eee. lol

1. intelligenzia ( 20/02/2005 22:50)
nandalo teto anga ramaso fa toa voafafa tanteraka ilay resaka k7 vidaka? :-D
novalian'i fijo ny 23/02/2005 21:42
2. ikaretsaka ( 20/02/2005 23:03)
nafindra any @ resaka sarimihetsika le izy ka
3. Ramaso ( 21/02/2005 03:00)
ty za!
4. hery ( 21/02/2005 07:01)
intelligenzia> mitsongoloka anefa tsy tsongolohana :D
5. intelligenzia ( 21/02/2005 07:06)
fa mandeha mitsongoloka indray angaha ramaso le. :)
mitraka lesy faza mitsongolonoloka ao ambany ao sao mitsikilo an! :-D
6. mumu ( 21/02/2005 08:09)
aleo izy hitsongoloka fa sao de mitady zandry kosa!
7. Ramaso ( 21/02/2005 13:20)
ko raha tsy mitadystringy any @ fripy lty ko hitsongolika
8. mumu ( 21/02/2005 13:22)
zany nga fanaon'ny ramaso?
9. fijo ( 21/02/2005 21:43)
mody miady indray ireto le
10. ikaretsaka ( 22/02/2005 00:01)
reo nge tsssss...
miara manao de avy eo mifanilika
11. Ramaso ( 22/02/2005 05:00)
za maitresse tsy mistringy fa nena wa milbandy!
ary njy sady ne narenina no ne famba no ne tery tato ho ato a! :roll:

Fijo, karetsaka> maitresse ihany io e
12. mumu ( 22/02/2005 09:58)
fa za naninona an'ny ramaso njay????
ramaso za nga mafantatra zay anatin'ny patalohanao any klé??
ne narenina za? fa inona lazainao teo no tsy rehako?
inona ilay "famba"
tery : no tsapainao nga?

13. ikaretsaka ( 22/02/2005 19:29)
jamba angamba no tian-dramaso lazaina!
efa niteny kosa i ramaso teto hoe izy hono manao milbandy e!


hay d'efa mifampitsapatsapa an =))
14. fijo ( 22/02/2005 21:11)
le mpianatra sy mpampianatra wa manahirana indraindray ko :P :lol:
15. mumu ( 23/02/2005 08:58)
maninona anareo njay zahay?
16. ikaretsaka ( 23/02/2005 09:34)
mifampitsapatsapaha ao nareo sy ramaso e
17. mumu ( 23/02/2005 10:44)
ikaretsaka maka nôty fotsiny izy fa tsy mikitika ka!
18. fijo ( 23/02/2005 21:42)
metresy fa za mba mikitika kely an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6058