Efa voalahatra ve ny andro hahafatesana??
21. cutie
(
20/02/2005 14:31)
dadabe, tsy mivavaka @ boudha zany ry zareo e . lolllllllllllllllllllllllllll
22. moi
(
23/02/2005 12:52)
Ny ahy aloha ny fihevitro dia hoe tsy fixé mialoha ilay daty sy ora X hahafatesana. Fa fahendren'Atra no mamaritra mialoha izany satria fantany tsara ny tsirairay, ary fantany hatramin'ny hiseho na afaka segondra iray io, na afaka siekla iray.
Izany hoe rehefa dinihiny aho, ny activité-ko, ny rehetra momba ahy, mbamin'ny facteur manodidina ahy rehetra, dia fantany hoe raha izao no mitohy dia amin'ny X ny farandroko. Fahaizana mi-calcul ihany ilay izy, fa tsy hoe amboariny ny parametre rehetra mba tsy maintsy ho marina ny calcul-ny.
Mety hiova izany ilay fotoana, satria ohatra : hoy ny Didy Folo hoe Manajà ny ray sy reninao dia ho maro andro ianao.
Izany hoe facteur iray mety hampiova zavatra izay !
Koa misy hiankinany aminao ny andro fahafatesanao fa tsy téléguidé akory isika.

24. fijo
(
24/02/2005 23:37)
raha raisina io valinteny voalohany io dia tsy misy hidiran andriamanitra ny fiainana'ny olona.ka na izy miditra dia izy no mandahatra ny rehetra,ary vokany tsy diso ny terorista sy ravalo fa efa lahatra izany,na izy tsy miditra dia aza mino fa ataovy izay hiainana tsara ety.
25. pitchou
(
25/02/2005 19:51)
nga moa misy diso izany? nanana ny atony sy izay toaviny ry terorista matoa manao ze ataony! saingy tsy mifanojo @ ze toavin'ny hafa fotsiny ny azy!
moi> dia iza avy no mi-influencer izany paramètre izany?
moi> dia iza avy no mi-influencer izany paramètre izany?
26. xxx
(
03/03/2005 20:19)
Tsy misy na lahatra sy voalahatra satria raha izany no misy dia sahala amin hoe manao cinema sy mijeu film isika eto an-tany ka Andriamanitra no metteur en scene sy realisateur. Ny fahafatesana dia tonga ho azy tsy antsoina. Kanefa kosa ny olona ho faty an, dia mandindona azy foana rafahafatesana rehefa ho avy...ary ny olona ho faty dia mahafantatra mandrakariva fa ho faty izy eny fa ny dia maty tampoka par accident aza..mbola ho hitanao io izany indray andro any.Tapitra
28. hokanchec
(
04/03/2005 12:49)
NAREO VE LERETSY MBA MAMAKY BAIBOLY SA AHOANA FA TENA
MISY HEVITRA TAINGINA MIHINTSY AMINAREO SASANTSANY IREO SATRIA 1) FINOANA AN'ANDRIAMANITRA NO ZAVA -
DEHIBE INDRINDRA AMIN'NY FIAINANAO IO KA DIA MANANATRA ANAREO AHO FA MINOA SATRIA NY TSY FINOANA
SY NY FAHAFATESANA DIA TAMBIN'NY OTA KA NOHO IZANY
DIA MINOA
COCLUSION NY OLONA TSY MINO AN'ANDRIAMANITRA TSY
MAMAKY BAIBOLY DIA TSY MAHALALA IZANY HOE VOATONDRO
VE NY FAHAFATESANA VOATONDRO IO RAHAVANA

30. sonwin
(
04/03/2005 19:47)
hokanchec..ianao moa zany rahavana dia tena mpamaky Baiboly tokoa, mahafinaritra izany ,,voatondro hoy ianao , hevitrao izany ka...ka iza no manondro aza? raha matin accident ve ny olona iray dia efa voatondro izay? mmhhh efa voatondro koa ve hisy olona maro ho faty tany Asie? efa voatondro koa ve fa hisy miaramila 1502 amerikanina maty tany Irak ny daty 03 Mars 2005 :lol: :?: mmhhh marina ny volazanao fa tambin ota ny fahafatesana, nefa lalana makany amparadisa izy ho an olona tsara sitra-po.Izay maty ao amin Tompo dia maty mba handresy ny fahafatesana sahady...fehiny TSY VOATONDRO IO RAHAVANA, raha voatondro..IZA NO MANONDRO? dia azavao ireo olona maty maro be ireo hoe iza no nanondro ny andro nahafatesany.
32. moi
(
08/03/2005 08:06)
Ny olona manaiky an'Andriamanitra ihany no mba hidirany ny fiainany, fa ho an'ny tsy mino dia tsy mitsabatsabaka izy. Misy aza mpino mbola misy ampaham-piainany tsy avelany hidiran'Andriamanitra, dia mifanjevo ny lahatr'Andriamanitra sy ny vokatry ny zava-misy.
Fampiononan-tena fotsiny ny fitenenana hoe "Izao no lahatr'Andriamanitra e !", fa ny saina tsy mionona te hanazava ny anton'ny fahafatesana foana !
Fa Andriamanitra raha miditra amin'ny fiainan'ny olona iray dia toy ny mpitari-dàlana ihany, dia an'ilay olona no manaraka ilay làlana na tsia.
Dia sady mivoaka aho no miditra raha manamarika fa ny andro ahafatesan'ny rehetra mety hidiran'Atra mba ho famindrampo ho an'ny tsirairay. Omeny grâce ianao, satria raha izay tokoa moa ianao no maty, maty mankaiza ?
Tsy hita fa izay ilay Atra amin'ny fahafantarako azy. Tsy hay hoe ahoana marina !

33. annie
(
08/04/2005 22:30)
yonikafopl!tsy adala mihintsy Aa nanome ny zanany ho faty! na nijaly sy nokapohina aza jesosy nony ny sotasotan-draolombelona de nekeny fa kosa nataony niharihary avy eo ny nananganany azy sy ny nampiakarany azy hiverina ho any an-danitra.Sodoma sy gomora indray de naringany satria tanana feno fijangajangana!
Tsy misy olona mahalala ny andro ahafatesany izany r'ise a!Raha mitombona izany efa nihomana daholo ny olona?oh lazaiko anao fotsiny de zao:hatao mariage ity olona iray kanjo maty izy ny zoma,raha fantany ve hoe ho faty izy ny zoma tsy narosony mialohan'io andro io ilay mariage?Fifandrifianjavatra fotsiny ny anao