Bodo, Tovo J'hay, Nanie...-ALLEMAGNE

21. sonwin ( 24/03/2005 15:54)
lafo be ny frais mankany amerika ka tsy mahaleo ny sarany ny vidiny...nefa ny olona hijery mety isaina amin ratsa-tanana sy ratsa-tongotra sy rantsana iray hafa angamba, tsy misy olona hiditra fatiantoka izany ange e. Jaojoby efa tany..sa tsy nahita azy tany?
22. Veloo ( 24/03/2005 16:53)
snowin :cry:
23. cutie ( 24/03/2005 17:03)
efa tany jaojoby ka. Za efa nahita
D' gary kou ho avy @ juin
24. fijo ( 24/03/2005 23:28)
za koa hoany fa mbola miandry mahay gitara.
25. welie ( 29/03/2005 15:55)
Tsy raikitra indray ilay Tovo J'Hay sy Bodo aty Allemagne zany y reto a! Bon ben dé any Parisy zany no mifanena @Tana in love refa zany kou...
26. fijo ( 29/03/2005 22:12)
bon ben izany kosa ve ry welie tsy hanafoana zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1442