Karemy
23. pitchou
(
16/02/2005 18:49)
@ karemy ny fitiavana ny mpiara-belona no resahana! ary ny cadeaux atao @ io dia fizarana ny sakafonao @ ze tsy manana ho hanina, satria @ andavanandro enao tsy dia mahavita an'izay loatra!
fa @ st valentin dia ny fitiavana eo @ olon-droa no resahana! d iny no atao bebe kokoa @ io indray andro io! mazava ho azy fa reraka avy eo d miditra karemy ôtomatika ny ampitson'iny!

24. sahary
(
17/02/2005 04:07)
HERY///somary ampiako kely ny teninao t@ ilay hoe mifoka sigara,tokony hangonina ilay vola tsy hoe alefa any @ hopitaly ihany hanampiana an'ireo olona mararin'izany fa angonina ihany koa hitsimbinana an'izy ireo rehefa voan'ny cancer de poumons ilay olona mpifoka :^)
25. pitchou
(
17/02/2005 18:36)
sahary> kay! ny azy sokin'ny nahiny ko! ny hafa narary noho ny adalany no tokony hojerena fa tsy izy mihitsy!
26. ravatorano
(
28/02/2005 09:27)
amiko dia tena ilaina tokoa ny karemy tsy resaka kaly ihany fa koa fahatsiarovana ny niainan i Jeso nandritry ny efapolo andro sy alina tsy nihinanan kanina izany fa nanaovany fandinihan tena.
Ny fandinihan tena no tena zava dehibe ary marina ny voalazan i Ika sy hery , mila sacrifice b anaeefa izay ary atao aoa anatin ny finoana tanteraka
Amin izao fotoana ny katolika sasatsasany dia manao karemy mifadi hena izany we resaka natao ho fahazarana fotsiny , satria karemy dia tsy mihina kena nefa tsy tokony izay fa arahana finoana mihitsy
Ilaina izany amin izao vanim potoana izao dia ny fifampizarana ara panahy na ara materialay io fa anjaran ny tsi 1-1 moa no mijery akaiky izany sy izay mahasoa anazy

27. dadabe
(
05/03/2005 08:21)
Amiko aloha ny Karemy dia mba fiaraha-miory amin'ireo izay tra-pahoriana. Ohatra hoe ireo mijaly tsy misakafo, ireo any amin'ny firenena misy ady, eny fa na ny firaisana ara-nofo aza dia mila am-pandeferina ...
Mba hahatsapanao hoe hay toy izany ny tsy mihinan-kanina ohatra, na hoe tsy midifitra ... lol ! (Noezahana nodiovina ilay teny nampiasaina.)
Ny nampianarina anay tany amin'ny Kôlejy dia hoe raha tsy zaka ilay tsy mihinan-kanina dia tsy tokony hampijaly tena fa tsy mendrika izany. Hafa ny tsy fidiny. Sa ahoana r'Ikaretsaka ?

28. annie
(
08/04/2005 22:40)
pitchou!karemy= fifadiankanina ka enao zany mifady hanina de ny hafa omenao mba ihinana? hafa indray zay!
Zany tokoa no tonga @ ilay fitenenana hoe aza ny hataoko no hatao fa zay teniko tanteraho
Ekeko ny karemy satria voalaza ao @ baiboly io.