7 choses à ne jamais dire en entretien

21. ikaretsaka ( 11/02/2005 18:51)
booboo> jesuite e.. mamaly question @ question
22. zakilinina ( 11/02/2005 21:07)
Tena ratsy "fika" ilay karetsaka k'ity !
23. ikaretsaka ( 11/02/2005 21:22)
hihihihihi aza jerena mo ny "fikako" e
24. Ramaso ( 12/02/2005 07:22)
ary zaky sy maitre karetsaka mitady hifanpitsikla "fika" le!
dein.. de i zaky ve letsy maitre??
25. zakilinina ( 13/02/2005 13:23)
ramaso > Aza manao tsinontsinona ny fikan'ny hafa !
Ny làlanao asiana maso
26. Ramaso ( 16/02/2005 05:31)
ka aza jerena ao ny fikan'i karetsaka fa tsss
27. chipie1 ( 16/02/2005 07:50)
:-D :-D
28. booboo ( 16/02/2005 10:21)
:-D
29. ikaretsaka ( 16/02/2005 18:11)
reto ko be fosafosa tsss. vo miodina ny bandy de efa anaovana fosaliksa atpo
30. zakilinina ( 16/02/2005 21:15)
ramaso > fady anay ny mijery fikan'ol.
Ary ianao angaha tia mpitsikilo ?
31. Fanja1 ( 17/02/2005 09:08)
hihihihihi
32. intelligenzia ( 17/02/2005 09:25)
azo antoka ve fa voaray ra mitandrina an'ireo?
sao dia fampanantenana kapaoty sahala @ politika?
33. booboo ( 17/02/2005 10:21)
efa reo klou dé andramo dé zay ! manome toro-hevitra izy dé na enao hanaraka na tsy hanaraka. :evil:
34. ikaretsaka ( 18/02/2005 05:32)
zaay mihitsy
35. zakilinina ( 18/02/2005 21:14)
Toro-hevitra ho an'ny manampanahy ny an'i Fanja1.
Misaotra aky an !
36. yonikafopl ( 18/02/2005 22:30)
Fanja1 misaotra tamin'ny torohevitra =D>
Ikaretsaka mba honety waaaaa, nanomboka oviana njay no jesoita??????
37. ikaretsaka ( 19/02/2005 01:39)
nanomboka hatramin'izay
38. ikaretsaka ( 19/02/2005 01:46)
fanabeazana sy fisainana niainana
39. cutie ( 20/02/2005 00:04)
fanja :* :* :* :* :* :*
40. Fanja1 ( 20/02/2005 09:12)
cutie hummmmmmmmmmmm mercie cherie :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483