FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2005 (TATITRA)

21. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:14)
hhhhmmm kay d'efa nisy mpanatitra an..
ary mimich hoa elabe tsy tazana e
22. pitramix ( 12/02/2005 16:23)
De samy ho tratrin'ny ho avy indray ry reto a!Ho avy 'zany Zay @ manaraka... :*
23. fasaly ( 14/02/2005 16:04)
Faly miarahaba antsika namana rehetra indray izany,
izahay aty antany lavitra aty moa dia tsy afa nanoatra loatra tamy fihaonana fifampiarahabaina tratry ny taona 2005 izany.
Malahelo tokoa ny amizany satria mba te hifankafantatra amin'ireo namana aty Madagasikara aty.
Mbo andefaso vaovao ihany mialoha izahay amy evenement hiseho sao dia sendrasendra any antoerana e!
misaotra atsika rehetra.
24. fijo ( 14/02/2005 23:37)
mimich kay ndry koa tao?le za ve nama tsy hafaka tampoka indray kle.aza omena tsiny e
25. andryrabe ( 15/02/2005 20:26)
folo andro aty aoriana ny tenanay vao mba afaka milaza ny hevitray.
mlay be ny fiarahana ry reto a, za tena olona menamenatra izay nefa rehefa niaraka tao toa tsy dia naninona ihany aho. mlay kah. sady nisy akama efa fantatro taloha ihany kay tao. le nisy nanatitra koa efa fantatro taloha de gaga be za.
poupou> lazao ry zareo hoe ka hiandry ny tsy hanatitra kosa ve??
26. fijo ( 15/02/2005 22:36)
ka za wa tara kely tamin'iny
27. fijo ( 15/02/2005 22:37)
de iza le nanatitra kay ?????mba lazao hoe
28. dadabe ( 16/02/2005 05:18)
fijo>taitra ny olona tsy taitra ,taitra irery vao mamaky takotra kiiiiiiii hihihihihh,saropiaro less elah ty kle :D 8)
29. miaina ( 16/02/2005 17:52)
nahafinaritra ny fiarahana, dia misaotra betska ny mpikarakatra.
mimich> mba surprisee ho ahy iny aloha e!
30. tyson ( 19/02/2005 15:08)
mahafinaritra ny fifandraisana eto ka dia
31. tyson ( 19/02/2005 15:12)
mahafinaritra ny fifandraisana eto ka dia tohizo ka mahereza daholo!
Tyson
32. dadabe ( 20/02/2005 10:10)
:D :D :D
33. ursullas6 ( 22/02/2005 05:48)
causes, consequences,prise en charge
34. booboo ( 22/02/2005 10:13)
hein ? :roll:
35. fijo ( 22/02/2005 22:47)
dadabe mba manontany ihany aloha ko.sao akama ihany
36. iriana ( 23/02/2005 14:42)
Arabaina zany tsika rehetra dia enganie ho tratry ny taona maro mitsingeringerina daholo. Toa hevitra tsara marina ilay fambolena hazo ry ireto a!! :D
37. ravatorano ( 24/02/2005 12:36)
milasy b ireny eh
ny nahita an dry moi tao defa nahafinaritra toy izany koa ry tinalove sy ry mimi kay zandrikely efa fantatro hatramin ny nahazaza azy fa efa lebe ny ankizy d saika tsy fantatra .
Momba ilay fambole kazo tena hevitra mety iny sady miasa ho an ny tontolo iainana no manao pik nik ohatran ilay tery Varahina fa tena masaka b
Manohana hatrany an io hevitra io ny tenako ary angatahina tsy ho ela sao mikatona eo ny fotoanan ny fambolena hazo eh =D> =D> =D>
38. revy ( 23/05/2005 09:45)
ok !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4438