14 febroary

21. dadabe ( 11/02/2005 02:26)
ny an'ireto koa zany foana ,nefa avy eo lasan-ko vavany fotsiny :twisted: 8) :) :D :-D
22. ikaretsaka ( 11/02/2005 02:34)
izay nge e..
lasa lamaody ato le lasankovavany :roll:
23. hery ( 11/02/2005 09:02)
dadabe> betsaka ny mpanao cinema fa misy tena izy kah... io fihaonan'ny namana io zao mba nisy ihany ny tsy lasan-ko vavany.
Ary i dadabe angaha tsy mpanao cinema? :-) Tena izy zany an.


24. notron ( 12/02/2005 12:04)
Un Valantincherche une Valantine

- Ayant une maîtrise parfaite en langage des amoureux.
- Bonne présentation.
- Ne jamais prendre le paraky.
- Disponible à partir du Lundi 14 Février 2005.
- Cool.
- Débutante acceptée.
- Manal'azy sera un atout

Veuillez deposer votre:
- Lettre de motivation
- Photo recente
- Bizoroka

Au plus tard le 14 Février 2005 à mi-nuit.
25. fijo ( 14/02/2005 23:40)
fa raha sanatry ka tara io 14 febroary minuit io ianareo valantine dia aza kivy fa aty alefa ny taratasy sy ny sary fa hovoaray ianao e.
26. dadabe ( 16/02/2005 05:26)
miala tsinyu fa zao vao afaka e,vizana be
hery>mpanao sinema ahoana lety ?????misy karazany maro le natiorana sinema(ohatra comando,kung fu,xxL,dramatique,film masina ....)de le inona no noheritreretinao??hihihihiny ahy aloha ny 14 fev ry zalahy tsy nilay satria tsy hiotako i bebe a,maina sady nagatsika kle . :oops: :cry:
27. Ramaso ( 16/02/2005 05:32)
de tsy nitady an'i zakilinina ve la le!
28. notron ( 16/02/2005 06:49)
fijo> hihihihihihihihihihi! tsy nahazo lety za na de iray aza a! Tara loatra angamba le annonce
29. naritsimba ( 16/02/2005 07:15)
notron> raha niteny elà aty Tsaralalana be de be
tsy mila nanao annonce akory fa tonga de maka de zay.
zà alou tsy naka fa vizaky ny asa de aleoko natory eh!
30. dadabe ( 17/02/2005 09:34)
ramaso>nitady azy aho fa saingy tsa hitako izy e,de tena maina lesy,mila lemana izay vao mandena ,fa tssssss 14 fev tsy namokatra kle :twisted: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425