Pasipaoro

21. ikaretsaka ( 16/02/2005 20:53)
ao re ry oully fa hanahirana anahy @ le bandy ry eo zany ka!
22. Oully ( 17/02/2005 21:14)
bandy iza njay re zany ika ô!
23. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:25)
le bandy tena lamoreh aminao ko!
24. Oully ( 17/02/2005 21:32)
lamouré ? lamoureh ? sady maha lamouré be mintsy io sary io an! zay angé no mahatonga ahy hiteny hoe tsy mba lamouré angaha ika? :/
25. ikaretsaka ( 19/02/2005 00:10)
oully> ianao mitady olona tena..... be

tsy za velively zany bandy zany an.....
26. Oully ( 19/02/2005 14:52)
lasa kôversasiô-n'i oully sy ika lé pasipaoro sy sary manja bé!

ika> tsy tarehy sy bika no hiarahantsika fa mahery ny ... la!la!la!la! :^) :oops: ;-)
27. ikaretsaka ( 19/02/2005 14:56)
oully> ay ay ay!
tsy za velively zany bandy zany oa
28. Oully ( 19/02/2005 20:19)
ika> aza matahotsa r'isé fa lamouro ve dé hampataotsa
29. ikaretsaka ( 19/02/2005 20:56)
f'andrao de manahiranaaaaaaa ho sahiranaaaa
30. Ramaso ( 20/02/2005 06:32)
hmmmmm eny oa e!
hay d'efa misy amour tadiavina aorian en cachette ato?
alazako @ vadinareo tsirairay avy nareo androany!
31. mumu ( 20/02/2005 11:14)
dain kou ty ramaso be tatibolana!!
32. Oully ( 20/02/2005 11:28)
mumu> eny ho'a tssss
33. maditra ( 20/02/2005 17:43)
zay ny an'la ramaso! :-D
34. Ramaso ( 20/02/2005 18:39)
ka ny ato ihany no minan'ny.... ra vo misy tsatsa mampirafy eo ko
aleo tonga de alamina aloha alohan'ny hiatomboan'ny gijagija
35. Oully ( 21/02/2005 17:16)
ny aty mbola séliba ka tsy mataotsa gijagija kah! na dé gidrogidro aza
36. sweetpastry ( 22/02/2005 17:42)
oully> zay mihitsy! tena ataovy!! =))
37. Oully ( 22/02/2005 19:24)
sweetpastry> in alou lé atao eh? :^)
38. ikaretsaka ( 22/02/2005 19:30)
aoka angaha mo fa sao hanahirana izany ry oully an :roll:
vofafa eo ko tsika!
39. Oully ( 22/02/2005 21:03)
hay ve hakamafa mpifankatia ato eh! iny indray no tsy haiko k'nou :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3313