re7 na koba

1. sipagasy ( 30/01/2005 19:27)
:idea: miarahaba é!, mba misy mahay mandrehitra tsara io jiro io ve??? hihihih izao é! , mitady\"recette\" fanaovana koba aho, sao dia mba misy afaka manampy, misaotra mialoha :-*
novalian'i booboo ny 21/04/2005 06:42
2. ikaretsaka ( 30/01/2005 20:19)
le koba inona? le misy voanjo menamena amidy didiana @ antsy ireny ve?
sa ilay koba ravina asiana ravin\'akondro sy akondro?
3. chipie1 ( 30/01/2005 20:20)
refa koba ngamba de zay no tadiavina!
4. ikaretsaka ( 30/01/2005 20:34)
ka samihafa be mihitsy ireo re7 ireo ry chipie na hoe samy koba aza ny anarany an..
fa ilay anakiray misy akondro no haikohaiko comme ca : ohatran\'izao ny fanaovan\'ilay olona mpanampy anay azy fahiny tany mada
fotsimbary eo @ 1 kgs eo dia atao ao anaty mixer (na ilay fitotoana voankafe ho lasa poudre ireny) ho potika tsara ohatran\'ny lafarinina
de avy eo tapohana lafarinina kely
dia potserina @ zay ny akondro voavaofy dia tapohana rano ohatran\'ny marihidrihitra sady afangaro izy mianakavy.
sia atao eo ambony ravina de fonosina
de alahatra ao anaty vilany \"alinom\" ambatolampy be reny de asiana rano hoe zara raha mahadifotra azy rehetra
de tanehana ao mandra paha mafiny.
de atsoina @ izya ny ankizy hanao gouter!
5. sipagasy ( 31/01/2005 11:03)
misaotra an\'ikaretsaka, fa io atao amin\'ny ravin\'akondro io ilay tadiaviko, fa ny fatrany mazava ahoana?? tsy mila atody ve??? ary ny siramamy???
6. ikaretsaka ( 31/01/2005 15:05)
za aloha tsy dia tia siramamy loatra fa afaka asiana arak\'izay mahamamy azy ka.
ilay atody kao toa tsy misy ka.
7. kinaoly ( 01/02/2005 07:12)
à defaut de ravinanjoko akonjo mankony de azo solona film alimentaire le fononony, le akonjo de efa manamamy anazy sady raha varymena no anaovana anle koba de mamy be kou iny
8. mihanta ( 01/02/2005 10:28)
humm miam b d mianjy ny koban'i sipagasy zany
9. kinaoly ( 02/02/2005 16:13)
ramaso, ieee zay mintsy
10. hery ( 04/02/2005 10:02)
:miam: matsiro :-)
11. chipie1 ( 04/02/2005 10:47)
ary le koba misy voanjo eo ampovoany ? iza mahay ? :miam:
12. kinaoly ( 04/02/2005 15:31)
chipie1> za efa nanontany an'i bebenay fa sarotsa hono reny satsia mila lafôrou tany ny fanôvana anazy, fa tsy haikou klou raha misy mahay e :)
13. bichette ( 08/02/2005 07:49)
mmmmm !!!!!
14. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:20)
@ ilay koba misy voanjo ianao mila manao karazana macon kely mihitsy satria io lazain'i kinaoly hoe mila manao laforo tany io! de toa hoe misy apombo sa inona??
dia misy fakan javatra tsy tadidiko izay miara tenegana @ le voanjo hahatonga anazy ohatran'iny menamena marron marron hafahafa iny !
tsa tadidiko aby fa raha misy olona hatrabny talata volonondry ato de reny anontaniana
15. Maxou ( 11/03/2005 19:15)
Marina ny an'i sipagasy fa za alo de tena ekipan'ilay mpihinana koba E1tadidiko tsara le rehefa avy mianatra teny ankatso rehefa tsy te hahandro @ hariva de iny no lerana aloha, fa tena mahatody mandra-maraina e!
16. annie ( 21/04/2005 06:35)
tsy afaka manao koba voanjo isika fa sarotsarotra ireny!mila barika sy lafaoro!
Ny koba ravina indray de toy izao:
Ny ahy soloiko katsaka ilay vary
vovon-katsaka+ronono+ akondro(somary misimisy mba ahamamy azy tsara)azo ampina siramamy kou
de fonosiko papier alu ny ahy de oh ny mamono @ ravina ihany
De andrahoina @ zay mba ho masaka
17. booboo ( 21/04/2005 06:42)
atao bain marie ny fandrahoako azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349