noho ny finoana
23. kinaoly
(
05/02/2005 16:47)
ranini> vôlazanaou - le vôtarika eo any fa mba lanjalanjaina ny fanarahana ny firehankevitra sy ny zavatra lazainle mpitarika klou, mety azo raisina ny sasany fa ny sasany atao aroufanina fotsiny na ampirimina any anaty plakara olombelona any ane reo ka tsy hanana marina 100% e :/
24. sahary
(
07/02/2005 04:11)
raniny,zay ndray alou tsy mitovy hevitra @ise fa amiko dia misy ny finoana marina eh!fa iza kou tsy manda ny fisian'ny resaka "marketing" @ finoana sasany izay manao isintonana olona fotsiny,io le we saonjy iray lohasaha tsy ilozan'izay hamarara,sady olona iray ve no nangalatra akoho de alasora renivohitra no voahosom-potaka
27. kintanala
(
17/02/2005 19:07)
Raha ny hevitro aloha dia zao e!! ..maro ny fitaka hita ankehitriny ry reto fa...marina ny an'i sahary! tandremo kosa fa ireny olona ireny no diso fa tsy ilay fivavahana sy finoana akory no hanjary lasa "ratsy" ho an'ny olona!..
ny fahendrena @ko dia ny miorina tsara ihany e!! ahona? @halalan'ny Teny sy ny fandinihina izan, mba tsy ho voafitaka sy voatarika an davaka!! ..sa ahona e?.. :wink:
Zao koa ry reto a!! .. ilay hoe "naheno aho hoe.. " sy ny hoe "toa izao hono .." sns tena zvtr iray mba tokony hitandremana koa e :arrow: tsika gasy ndray mantsy dia tompon daka @io tsao io :-D :-D
booboo> fantaro tsara ihan fa mahagaga ahy dray zan tantara izan kle... 8O

32. routa
(
14/03/2005 16:51)
otrany mampalahelo be le tantara sady mahatonga saina tokoa .Nareo reto tena mahaliana ùihitsy ka de ahoana ko???? ry reto aaa!
33. dadabe
(
15/03/2005 14:18)
routa>ny hevitra anie terabary e,fa ndry kou anie afaka mba mampiditra e,zah alou efa lany fika e,de aleoko manaraka sy manamafy fotsiny eny.
fa raha ny hevitro aloha de zao e:tsy de le fivavahana na ilay antokom-pivavavhana no diso fa olay mpitarika mihitsy indraindray no manao ny ataony de lasa simba hatramin'ny fiainam-panahin'ny mpino :roll:

34. sonwin
(
15/03/2005 14:43)
oay leity e, kay ve Dadabe mba miteny sahala amin'izany e..Dadabe=l'homme à multiple visage