Foto-kevitra Voajanahari

1. xxx ( 27/01/2005 21:07)
Miarahaba antsika rehetra.

Hono hoy aho, mba ahoana sy ahoana ny hevitrareo @ ity foto-kevitra Voajanahari ity izay tarihin\'ny Olombelo Ricky sy Dama satria angamba misy azo raisina ihany raha ohatra eo @ fiarovana ny kolon-tsaina sy ny zava-kanto Malagasy no azoko tenenina. Miteny izany aho fa mahita itony \"émission\" star ac\', sns... itony izay alain\'ny mpanentana tahaka ( Pazzapa..) dia ohatry ny hoe mampanantena ilay tanora ho tena lasa lavitra nefa raha lalinina tsara ilay izy toa resaka fitadiavam-bola fotsiny fa ilay tanora na tafita na tsia dia efa vita ny anjarany aloha.

Dia misaotra mialoha.
8)
novalian'i fijo ny 14/02/2005 22:33
2. Ramaso ( 07/02/2005 05:01)
ka i ricky indray anefa mpanakanto fa tsy lehibe ana sekta
3. fijo ( 14/02/2005 22:33)
le tiandry zareo hatao dia tsara ,saingy sarotra izy io satria le olona mbola variana amin'izay marevaka fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763