LASA DIHY FOTSINY SISA NY ARTS MARTIAUX ANKEHITRINY

21. fijo ( 09/02/2005 21:38)
miarantsoa,aza hadino fa mpanao kun fu izy aloha vao namorona io voalazanao io.
ary aza diso heritreritra fa ny art martiaux rehetra dia mifototra aimin'ny fanahy.
ohatra fotsiny ny AI KI DO(FITSIPIKY NY FANAHY TAFARAY) ny JU DO (LALAN4NY FAHALEFAHANA)ary tadidio fa ny budo no lalana nyifehy azy rehetra ireo,ka aza milaza mihintsy fa tsy misaina ny sasany.ataovy ny anao fa aza haratsiana ny hafa.
22. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:43)
za aloha tsy mpanao art martiaux fa ny fantatro fotsiny dia rehefa sport na zavatra rehetra dia mikotrana ireny (ohatran'ny manao kata) fa tsy hoe eo ambony terrain de hahay handaka baolina na hanatontona baolina basikety irery.. na hoe nahaforona ireny "move" bedebe ireny
23. fijo ( 10/02/2005 22:34)
izay ary samy mitaiza fanahy aby ireo fa omby indray mandry tsy indray mifoha ka misy ny mania.
24. pd ( 25/02/2005 10:36)
amiko de betsk ny marina fa izay fantatrao fa hoe marina aminao no tena marina , ny tiko lazaina amin'izany dia samy manana ny fomba fisainan'ny olona.Amiko ny art rehetra dia misy iankinany @ mental daholo izany hoe misy fanabeazana ara-batana sy ara-mpanahy, ary aoka tsy hanaratsy ny hafa fotsiny satria ianao mbola tsy nandalina ny fampianarana ny art martiaux hafa izay tsy nianaranao sy tsy nohalalininao mihintsy.Somary mahasorena ihany koa ny sasany milaza hoe ny jet no tena mazana, nefa raha mijery koa @ télé ireny mahita ireny catch ireny dia ataoko hoe mazana ihany koa izireo nefa izany moa dia fomba fijery fotsiny , fa araka ny fiteny Malagasy hoe misy ihany ny mena ambonin'ny mena ka izany dia miankina @ fikotrananao ihany no maha mazana anao sy manome fahasalamana ny vatanao .
25. nampo ( 25/05/2005 08:08)
Esprit, travail, corp; zay no base n ny arts martiaux rehetra, aza mihevitra mintsy fa ny jeet irery no tena tsara, rehefa tsy ao ny base de tsy ao izay ilay olona, tadidio fa ny arts martiux dia toy ny hazo iray, misy fakany, misy vantany iray tsy misaraka dia misy sampana maro avy eo fa raha jerena ivelany dia toa miray rehefa tonga matotra sy lehibe. Fianakaviana iray ireo fa tsy misy ratsy sy tsara izany, miankina betsaka aminao ihany ny mahatsara sy maharatsy azy.
26. nampo ( 25/05/2005 08:39)
Zao koa e! ao anati ny arts martiaux dia misy ny atao hoe BUDO, ny kata ohatra, misy koa ny SPORT, ny competition no tiana lazaina eto; ka ao anatin izay competition izay dia tsy maintsy misy ny fanomanana vantana, ka mety ho hita amin izany ny styl de preparation tranning, mety misy ohatra ny dihy kely fa rehefa tena jerena dia ny mouvement rehetra n ilay art ihany no tena atao ao, ka sao dia izay koa no ilazaina fa DIHY ny arts martiaux ankehitriny? sport ireny hoa..... fanataro fa any ivelany diua misy ireo izay tsymanao afatsy io karazana sport io, tranning izany, ohatra karate trainnig nefa dia manfdray anjara @ competion karate ao @ faritra misy azy ireo dia tena milaza aho quart de final ny sasany vao latsaka, tsy manao budo izy izany fa manao sport, raha ny aiki do indray dia ny eto @ntsika dia tena BUDO rano iray, any US izy io dia misy competition marina tokoa, ary ny olona mandray anjara amin izany di tena goavambe tokoa,izany compet izany dia tafiditra ao @ sport de haut niveau, koa nkehitriny ianao dia tena miteny mafy mihintsy ny vantana, ny technique mitovy. manabe sandry etsy sy eroa alohanny hanaovana azy.
Ny tena tiako ho lazaina dia aza hafangaro ny BUDO sy ny SPORT
27. nampo ( 25/05/2005 08:40)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4881