Tantaran\'IMAMO

1. rinah ( 21/01/2005 02:16)
Mba mila fanampiana kely ao @ izay olona mety mahalala na dia kely aza ny tantaran\'IMAMO.
Misaotra mialoha
novalian'i leriri1 ny 15/11/2005 13:37
2. welie ( 04/03/2005 17:46)
Arivonimamo ve io aloha sa aiza? Sao dia diso eo ny tantara omena manko...
3. leriri1 ( 15/11/2005 13:37)
Arivonimamo v?tsy aiko alou ny tena marina fa zay manko avy any,fa ny haiko fotsiny d ao no tena misy ala-tapi fihinana bobaka njinja,d any kou no tena misy ny lamba landy,d tsy haiko tsara le tantarany iny e,le nanomboka teo imeritsiatosika. Le tantaran'ireo arivolahy tsy maty ndray andro e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1159