ny hevitrareo?
21. ravatorano
(
21/01/2005 12:38)
ny tenin Ika io no marina nefa .....
izao no fahitako aloha eh raha katolika ilay vehivavy ka protsetanta ralehilahy dia ampianariny any amin ny katolika ny zanany fa kosa rehefa miangona ny alahady dia any amin ny protestanta ihany , any daholo no andraisany ny sakramenta dia hitako fa malala tsaian b io zaza io ary tsy hanana fahasahiranana amin ny ho aviny eo amin ny resaka finoana.
Minoa fotsiny ihany !

22. tsiperifery
(
21/01/2005 12:58)
Raha finoana samy kristiana tsy misy olana amiko: sady makatsy no mankeroa araka izay fahafahana sy feeling-n\'ny mpivady.
Raha finoana kristiana sy silamo indray tsy maintsy mifanaraka dieny mialoha mba tsy hifandirana. Sarotra @ silamo tokoa mantsy ny hanaiky ilay \"telo izay iray \" ary mafy ho an\'ny kristiana koa ny hanaiky polygamie. Hilaina fandinihina tsara izany vao tokony hiditra lalina ny 2 tonta ! Toy izany koa ny mikasika ny finoana \"mormon \".

23. petit
(
21/01/2005 14:49)
ny finoana dia tsy tokony ampisy olana eo mpifankatia. @ko aloa dia tsy dia ilay loatra ilay hoa prote na cato na hafa fa rehefa mino an\'Andriamanitra fotsiny dia izay fomba ataony eo na miboridana na mitsongolika na mitigintigina rehefa mivavaka. ny tena zavadehibe fotsiny dia mifgankatia tsara ny roa tonta. Bizou, bizou minouminou. :* dia mifamihina tsara :-* dia mitsikitsiky lalandava :D
24. ikaretsaka
(
21/01/2005 17:04)
ravato> ary raha ny cas contraire? le bandy katolika de le sipa protestanta
25. xxx
(
23/01/2005 11:59)
na inona² de tsy maintsy manaraka ny vadiny foana ny vavy ,zay no atao oe fitiavana ,ny finona ,de fanatenana ,fitiavana no lehibe indrindra @ireo
26. xxx
(
23/01/2005 21:47)
Arakaraka izay hifanarahan\'ny mpivady ihany fa tsy dia voatery ho ny vavy foana no hanaraka ny lahy, misy ihany koa ireo lehilahy manaraka ny vadiny. Ny important dia iray ny finoan\'ny mpivady hitsinjovana ny ho avin\'ny zanany sy ny filaminana ao @ an-tokan-trano.
27. pitchou
(
24/01/2005 20:04)
tsy tokony ho saronana @ le we fitiavana ny finoana satria rehefa tsy inoanao d tsy inoanao! vao maika manakorontana izany! sao sanatria lahy ny siran-daoka no diso be d ny fivavahana no hahazo loza any aoriana!
ny fahasamihafan\'ny finoan\'ny iray trano koa tsy midika ho fikorontanana ary ny ankizy tsy voatezry hanarka izay finoan\'ny RAD niny! fa safidin\'ny tsirairay io! raha tsy hoe angaha ny finoany no nanambadiany azy! :wink:
ary raha ze fiangonana itondrana ny mariazy no olana, tsy maninn koa ange raha tsy entina any am-piangonana e!

28. xxx
(
24/01/2005 20:07)
fa tonga de entina any am- pandriana ve?
samy miatomboka @ f ihany reo manko
samy miatomboka @ f ihany reo manko
29. pitchou
(
24/01/2005 20:10)
ngah nenareo tsy mba mankany am-pandriana nefa nareo xxx?
tsy hitako ze olana @zany! raha tsy hoe ko angaha tsy le fiangonana no tanjona fa zesta fotsiny nefa tsy any akory ny saina fa le any am-pandriana!
tsy hitako ze olana @zany! raha tsy hoe ko angaha tsy le fiangonana no tanjona fa zesta fotsiny nefa tsy any akory ny saina fa le any am-pandriana!
30. xxx
(
24/01/2005 22:09)
Raha tena tokatrano miorina eo ambany fitantanan\'Andriaminitra marina dia zava-dehibe ny maha iray finonana ny mpivady fa tsy araky ny lazain\'i pitcho we tsy manin raha tsy entina any am-piangonana. ary ny ankizy indray araka ilay voalazan\'ny soratra masina hoe zaro @ lalana tokony halehany ny zaza ka rehefa lehibe izy tsy hiala amin\'io. Araka izay hanazaran\'ny RAD ny azy ihany.
31. pitchou
(
26/01/2005 11:05)
inn alou @ resk\'xxx ny atao hoe finoana e! d ho terenao fotsiny v izany ny iray hoe ity no atao hoe finoana ka io no arahanao? sa mody manaraka ny iray noho ny antony maro samihafa nefa \"tsy finoany\" io? mety tena zavatra hafa manko no hinoany! sa aleo mandefitra le fitiavana rehefa hanambady fa ny voalohany tokony ho jerena rehefa hanambady dia hoe finoana inn iny? d tsy maninn na tsy miady fa mifandipatra aza ny piesy? d ho an\'izay kristiana, aiza ho aiza izany le we \"ny fitiavan bla bla bla ...\"?
32. ranini
(
26/01/2005 14:39)
Ny olona mino iray de tsy maintsy manambady olona mino tahaka azy ihany ra tsyizany de tsy mety ny tokatrano.Toy ny biby roa tsy maintsy mitovy mitarika sarety io e§tsy afaka miaraka ny omby sy ny ampondra.Ary mazava ho azy fa tsy mandehakoa ny tokantrano tsy mitovy finoana.ary eo koa ny hoe ny lahy no lohan\'ny vavy de tokony hanaiky an\'izay ny vavy hendry.Tsy azo avadika mihitsy io lalàna napetraka io
33. iriniaina
(
26/01/2005 15:55)
ranini>aona moa no oe tsy handeha ny tokantrano refa tsy mitovy finoana ? amiko aloha dia ny fitiavana no lehibe indrindra , refa ao ilay fitiavana dia manaraka ho azy ny sisa, betsaka zany ny vehivavy maditra aminy i ranini ô! satria tsy manaraka ny finoany vadiny? :lol:
34. fijo
(
27/01/2005 05:34)
hoan\'ny malalatsaina dia tsy voatery fa hoan\'ny sasany \"silamo\" dia voatery.
35. pitchou
(
27/01/2005 20:37)
ranini> ahoana ndray zany tokatrano misy an-tery izany? d mino ve enao fa ho marim-pototra izany? ny gadra aza efa tsy fidiny!!!! ary ny lalana lazainao fa nisy nametraka sy tsy azo avadika, iza no nametraka azy, le olona hivady sa sao dia sanatria olon-kafa? marina enao rehefa kelijely tsy hitady hoe \"aiza le menu nosotan-drizalahy tsy azo dikaina na avadika iny sao tsy mahalevon-kanina\"!!!
37. ikaretsaka
(
27/01/2005 23:10)
iriniaina> efa voasoratra hoe : \"a family who prays together stays together\"
na hoe ny fianakaviana miaraka mivavaka no mitambatra\"
safidin\'ilay fianakaviana kosa ny finoana arahiny sy ny andriamanitra (na sampy na vola) hivavahany eo
na hoe ny fianakaviana miaraka mivavaka no mitambatra\"
safidin\'ilay fianakaviana kosa ny finoana arahiny sy ny andriamanitra (na sampy na vola) hivavahany eo
38. pitchou
(
29/01/2005 11:41)
ka betsaka no zavatra mety iarahana ao an-tokatrano fa tsy voatery ny finoana no tsy maintsy iarahana! tsy aleo aza mampitovy fitiavana? sa toa we io no ambony indrindra ko!
40. pitchou
(
02/02/2005 20:19)
ie! mety koa izay tolo-kevitry fijo izay! saingy tsy maintsy ampiana we "miara-mihinana ze sakafo ao"