FIAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2005 (05 fevrier 2005 La CASCADE du ROVA)

21. dadabe ( 24/01/2005 12:14)

(l) (l) (l) rhanitrava:ka maninona moa raha ampiarahina ny antsika 2 hihihihi samy tsy tonga any tsinona isika kou :D :D :*
22. notron ( 25/01/2005 07:59)
he he he he ho hitako @ io VCD ho jerena any @ Cascade io izay nanao koléo seréo tao hihihihihih!
Laingako zany fa tsy misy an\'izany ao eee!
Efa nijery azy h@ farany aho fa tena hmmmm aoka fotsiny, Ambiance re zao, hita fa tena manalazy ary mpanalazy mihintsy tsika.
Izay nahita fahorina t@ reny ihany no antsoina hoe voa mafy e!
FyJL
23. fijo ( 27/01/2005 22:13)
izahay koa mba te ahita :oops: :oops: :oops:
24. ikaretsaka ( 28/01/2005 02:39)
asio hevitra tokoa ny fika hametrahana an\'io online fa ohatran\'ny hafahafa be na my miheritreritra ilay hoe misy olona nanampy, manampy anareo na te hanampy anareo sy ilay ianareo miangavy azy ireo hanampy anareo nefa tsy hitany akory ny vokatr\'ilay zavatra nataonareo!
misy fitenenana izay miteny hoe ny sary anankiray dia mahasolo tantara 1000!
atsipy ny teny e
25. booboo ( 30/01/2005 16:44)
tohanako tanteraka io hevitr\'ikaretsaka io
26. notron ( 31/01/2005 06:54)
ikaretsaka> marina fa
Maha-tehanampy ny olona mihezaka.
Ratsy ihany koa ny manao asa jamba rafozana.
Ary izay mitady fanampiana dia sahirana izy zay.
Izay rehetra monina eto Madagasikara @ zao fotoana izao dia tsy misy iray izay tsy mitaraina fa sarotra ny fiainana.
Tsy maintsy ho hitanareo ny sary fa mahandrasa kely. Fa raha mbola izao aloha sarotra be ilay online fa ialana tsiny.

@ io 5 Fév io dia hisy ny dinika momba izay heverina fa hitadiavam-bola satria tsy dia tsara koa ny miandryfanampiana lava satria mety hanahirana ihany izany rehefa tena elaela eo. Koa ilaina ny fahatongavan\'ny maro @ io mba hahamaro ny hevitra ary tsy maintsy asina fifampifehezana matotra izany rehetra izany.

Raha fehezina dia mbola maro ny asa miandry ny NAMANA SERASERA fa ny fahazotoana, ny fahatozoana, ny fitiavana ary ny finiavana no antok\'izany rehetra izany fa tsy ho voatery ho fanampiana foana akory.
Isaorana eram-po, eran-tsaina anefa ireo namana izay nanampy na nifanampy t@ hitsi-po.
27. ninis ( 31/01/2005 15:30)
sali doly an!d any zany ny ftona e d az adino ny mitondra ny namana aman-tsakaiza e!
d faly miarahaba atsika retra tratry ny taona e!
Tsiky d ampy :D ,misaotra ny mpanentana;
28. fijo ( 31/01/2005 23:21)
any izany e
29. naritsimba ( 01/02/2005 06:52)
ramaso> marina le voalazanao fa io efa novalian'i notron io ny momba le sary ka!
Misaotra @ fahavononana
30. naritsimba ( 01/02/2005 07:37)
aleo ary fa ho dinihinay ny momba izay eh!
31. notron ( 01/02/2005 12:29)
Inona no mail mahazaka fichier plus de 500Mo (VCD) fa mba hanao inscriptiion any ny tenanay sy ny mamanay sy ny dadanay sy ny zokinay ary ny zandrinay? De ny dadabe sy bebe kou kay :roll:
32. ikaretsaka ( 01/02/2005 13:41)
mail an'ny paositra tompoko! ilay antsoina hoe air mail!!!
atao ao anaty paquets de lasa
na ny ordi aza alefa dia tonga!
mitady hanadino ny fomban-drazana a
33. yonikafopl ( 01/02/2005 21:51)
Dia mirary fety sambatra sy mahafinaritra ho anareo e!!! manohana ilay hevitra sary koa eee, dia ilay fandefasana ny vcd any rome fa zahay mba te hahita oooo
34. fijo ( 01/02/2005 22:54)
izay izany e
35. naritsimba ( 04/02/2005 06:14)
Miarahaba antsika namana rehetra eh!
Rahampitso izany ilay fotoan-dehibe hifampiarahabantsika tratry ny taona eny @ La CASCADE du ROVA Ambohidratrimo.
Tongava maro

Misy fangatahan'ny namana mikasika ilay VCD t@ 18 desambra 2004 dia efa mitady hevitra izahay ny @ andefasana azy, ny azo atao aloha dia ny mandefa ny sombitsary avy aminy ho hitanareo dia mijere finaritra eh.
36. notron ( 04/02/2005 09:22)
Ny fotoana dia eo @ Taxi-brouse Vasakôsy. Ilay mankany Ambohidratrimo.

Rahampitso Asabotsy 5 Fébroary 2005
Manomboka @ 13h ka mandra-piainga.

@14h no voatondro hanombohana azy.

Ny vola 3000Ar dia entina @ io. Raha ny marina mantsy dia mila aloha mialoha io vola io nefa ho sarotra ny fanangonana azy.

Aza adino kou le boisson an!

Raha sanatria manana fahasahiranana ianao dia antsoy ireo laharana finday voasoratra etsy ambony ireo
Sa aleo ary averiko eto indray e :
033 11 307 33
033 12 253 73
032 04 168 86
37. MCZ ( 04/02/2005 09:30)
[b]da fety be da fety be zany ko any zany no mihaona horeraka ny hafalina rademm zany , mety hanenina ihnay zay tsy hotonga @ io aaaaa efa nahita cahier de chan za[ hivazona any any zany no hiaraka hamalampeo isika rehetra hihihihih, ny kaly efa nojereko tany t@ maraina fa tao milay be kl hhhhhhm da fety be io zany , zay ary fa any no mihaona ry zareo hasakasakan' izay tsy hotonga io fa ambilendalendainay indray rehefa vita ny fety hihihihih /b] :lol: :lol: :lol: :P :P
38. MCZ ( 06/02/2005 09:35)
miarahanba ny rehetra indray tsy misy zavatra homabara firy fa dia fisaorana hoan' ireo nikarakara ny fifampiarabana ny fahatratrarana ny taombavao izay naotao , mahafinaritsa ny fety zay angambany no hamehezana azy, de ny ambony agambany hotantarain' ny bandy akama @ manaraka , fa ny ahy alony dia nahafinaritra tsra ilay fety
zay indray ary alony fa @ manaraka indray éé
39. dadabe ( 07/02/2005 04:07)
mba tantarao anay aloha ny zavatra niseho tao ehihi (a suivre...!!!) :D :D :D
40. fijo ( 07/02/2005 21:35)
tantarao poupou an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5916