Andry dimy
21. yonikafopl
(
22/01/2005 00:23)
ny any aminareo any angamba, fa ny aty tsy mbola nahita aho hatramin\'izay kalou e!!! ny samy etranger no mifangalatra, fa ny tanana milamina.
22. yonikafopl
(
22/01/2005 19:12)
ramaso ny maty @ ireny jihad ireny ny anjareo tonga de directe any @ fanjakan\'ny lanitra hono :-D
23. chipie1
(
22/01/2005 20:58)
yonika> ary aona ilay mihinakisoa nefa silamo? refa any antranonolona izy dia mihinana kisoa? misy anizany aty manko ka mahagaga hihihi !
hoe natao tsodrano hono dia afaka mihinakisoa
be kestion za e? :-D :-P
hoe natao tsodrano hono dia afaka mihinakisoa
be kestion za e? :-D :-P
24. ikaretsaka
(
23/01/2005 03:56)
io ange rehefa dinihina de tena hoe adaptena ilay fivavahana e.. tsy ry zareo ihany fa dia ny olona rehetra dia mi adapt an\'ilay izy mba hifandraika @ izay mampetipety ny fiainany.
25. isrine
(
24/01/2005 13:43)
Raha ny hitan\'ny masoko aloha dia efa miova be ny fiainan\'ny silamo ankehitriny.
Ao antrano izireo, mihinana jambon, mifoka sigara, misotro toaka, fa kosa tsy ataon\'dry zareo eny imason\'olona hono.
Efa feno fiatsarambelatsihy ny fianan\'ny silamo.
Amiko manokana, tsy mifady kisoa mihitsy aho satria ry zareo aza mihinana kou!
chipie: tsisy resaka tsodrano zany io fa te-hivoatra ry zareo fa tsy te-hilaza ampahibemaso fotsiny e. Ny fanarahana ny toetrandro no mahatonga indrindra ny tanora silamo handika lalana.

26. dadabe
(
24/01/2005 13:56)
hery:mahafinaritra ilay loha hevitra,saingy izaho tsy silamo fa maharaka ny silamo satria ny dadabenay no silamo.Ary marina avokoa ireo nolazain\'i yonika ireo ,fa ao aorianakely ao raha toa ka misy indray ny loha hevitra mikasika ny boudha dia mety handray anjara aho satria aty Chine ry hery dia io no tena maro.
De mazotoa ary e
De mazotoa ary e
27. booboo
(
24/01/2005 14:45)
dadabe>amorony momba an\'i boudha indray ara dé tarito ny resaka e ! mahaliana koa zô zany :roll:
28. yonikafopl
(
24/01/2005 19:03)
chipie1 izay wa ilay we silamo sadasada e!!. marina io lazain\'i isrine io
29. isrine
(
26/01/2005 19:02)
fa ny mahaliana ny ny mahita andry zareo efa tsy manambady maro intsony ny lehilahy.
Fa ny vehivavy kosa dia betsaka no efa manambady hafa finoana nefa raran\'ny lalana izany.
Hitanareo @ izany ny fiovan\'ny toedraharaha!
Fa ny vehivavy kosa dia betsaka no efa manambady hafa finoana nefa raran\'ny lalana izany.
Hitanareo @ izany ny fiovan\'ny toedraharaha!
30. dadabe
(
05/03/2005 08:27)
Ka mety hoe ny lehilahy silamo anie tsy mahavelom-bady intsony dia sao maty noana eo ramatoa ka aleo manaiky alain'ny finoana hafa toy zay bobongolo eo.
Sa ahoana Isrine ? :-D
Sa ahoana Isrine ? :-D