Le chat a mangé la souris
1. ketoka
(
13/01/2005 07:25)
Ramose : \"Le chat a mangé la souris.\"
Iza no afaka mamadika an\'io phrase io ka ny souris indray no sujet?
Bema : za Ramose!
Ramose : ataovy ary.
Bema : \"La souris a mangé son urine\"
Ramose : zéro
Iza no afaka mamadika an\'io phrase io ka ny souris indray no sujet?
Bema : za Ramose!
Ramose : ataovy ary.
Bema : \"La souris a mangé son urine\"
Ramose : zéro
novalian'i sweetpastry ny 31/01/2005 17:27
3. sweetpastry
(
13/01/2005 10:20)
ka ahoana ary no mbola ahafahany mihinana ilay tsy tiako ho lazaina! lol
5. fithy
(
13/01/2005 11:52)
ka le totozy aza efa lanin\'ny saka de inna ndray no mba tototzy hatao sujet eo?
7. sweetpastry
(
14/01/2005 19:59)
ka hiresaka matoateny sy mpamari toe javatra sy mpamari toe javatry ny mpampanao ve isika e!
za zany le miseho mahay malagasy e!
andao hiverina hanontany an reny prof de malagasy reny daolo ary !
raikitra ve e?
za zany le miseho mahay malagasy e!
andao hiverina hanontany an reny prof de malagasy reny daolo ary !
raikitra ve e?