Hena : nilentika ry zalah fa tsy hita firy teny ambony akalana rehetra teny amin ny mpivarotra teny teto andrenivohitra.
21. narilala
(
11/01/2005 21:54)
efa ho avy indray anefa ity ny Karemy, dia mbola hifady hena ihany ve? Zavatra hafa indray fadina hasolo ny hena, ho an\'ny Katolika,mandritra ny karemy.
22. ikaretsaka
(
12/01/2005 06:32)
zakilinina> ny ahy ndray tsy tany Grece fa any M/car
Misy rangahy izay any 105 taona.. mihinankena sy misotrosotro (fa tsy mamo) hono no mahampateza azy!

24. notron
(
12/01/2005 07:02)
- Ny mahatonga ny hena milentika dia izao : ireo hena amidy eto an-drenivohitra dia omby halatra ny hakamaroany. Efa be no tratra ka tapaka ny lalany. Misy hena ihany eto @ zao (ara-dalana) fa saingy ambony ny vidiny.
- Marina fa betsaka ny soa azo @ hena nefa ny Ohabolana malagasy ny hoe \" Ny anana aza mahavaly hena\"
Ny dokotera ko milaza fa raha tsaramaso sy hena ny laokanao dia andrahoy androany ny hena ka ataovy rahampitso ny tsaramaso
- Bon app eeeeeeeeeeeeee!
FyJL

25. tsiperifery
(
12/01/2005 07:47)
zakilinina> Any Grèce koa anefa malaza ho firenena be pelaka indrindra. Mety noho ny tsy fihinanan-kena ve izany ? hihihi
Ny zana-drahalahiko hono tsy dia tia legumes anefa major foana any an-tsekoliny !!!
Ikaretsaka > za manokana aloha tsy tia ahatratra 105 taona izany e ! Mainka elà mamporisika ahy ihinan-kena :lol:

26. ravatorano
(
12/01/2005 09:03)
tsiperifery>tsisy fika hiompiana amin izao sady ny peste porcine anie mbola misy eh.
fanja>ny hena v no tsisy d higrevy eny andalambe.Io kosa mba azo hiafina satria tsy hoe mandrakizay anie eh.
Nohon ny vidiny miakatra dia mangana avokoa izay hena mba misy eny aminay eny Andoharanofotsy eny>Ny sosisy zany letsy ry fijo dia efa mivoaly maintsy mihitsy hitako anikeo maraina izay tena koditra b za.
Ny trondro mbola tsy misoka tra ny fanjonona dia somary niakatra kely koa ny vidiny fa dia io poulet de chair io zao no malaza indray na dia niakatra kely koa aza ny vidiny.Mbola tsy tonga aty ilay resaka maladie aviaire izany nagamba kouh.
Noana aho zany :-D :-D :-D :-D
Ika>marina ilay olona any ambohimena fa mbola matanja ralery ah.

27. bichette
(
12/01/2005 09:53)
maninona moa raha legumes indray no hohanina ? tsy mahafaty marina anie ny tsy mihinana hena e fa betsaka no azo atao solony.
kabaro, tsaramaso voanjobory sns asiana voataby, tongolo, menaka dia asiana vetsin na kub\'or dia tsara dia tsara

28. watafon
(
12/01/2005 10:52)
zany ange wa e! fa tô efa mitady hiverina @ laoniny ange le izy zao e!
Bichette/ marina mitsy aleo protide d\'origine vegetal mitsy e!
fa ny nahagaga kely ahy taty aminay t@ le andro tena tsisy hena iny mitsy ; nefa ny sôsisy bobaka be ! de tsy sahy nividy rabôfy fa we sô de mba henan\'alika ary itony ?

29. ikaretsaka
(
12/01/2005 21:36)
ka ny sipa ange afaka mampiasa legumes e... (karaoty, baranjely, aubergine)
fa ny bandy le \"hena \" ihany ny tiany
fa ny bandy le \"hena \" ihany ny tiany
31. watafon
(
13/01/2005 09:46)
fa maninona leisy no ireo 3 ireo no singanin\'elà ao antin\'ny legumes maro :?:
33. ravatorano
(
18/01/2005 11:49)
ika elah aloha tsy manondrana fa ireo mpandray atendrony no hanondrana indray ato
Ny hena izao dia vao maika miakatra indray ny vidiny efa misy mivarotra 4.000 ariary izao ny hena omby ary dia 5.600 ariary ny hana kisoa.
Na izany aza aleoko ihany mihinana hena na dia kely bilitiny aza no azon ny dralako.
Ny tsonjo dia efa misy toerana misokatra izao ny fanjonoana ary antenaiko fa hhidina tsilem eo izany.

34. ikaretsaka
(
18/01/2005 19:29)
aza ratsy saina hoa..
za aloha bandy f atena mila mihinankena aho le

35. ikaretsaka
(
18/01/2005 19:33)
marina mihitsy ny an\'ialahy ry ravato
azo ampiana le legumes ry watafon an> kourgety, navets... poireaux, concombre.....

36. ravatorano
(
21/01/2005 12:42)
ny hena tsy maintsy eo ry watafon ah
ny legume zany fanampiny ihany mba hampitombo ny tsirony
mitelindrora letsy za zany ry Ika .... :-D

37. tsiperifery
(
21/01/2005 13:03)
ravato> eo tanjombato ampitan\'ny eglizy teo za nahita mpivaro-trondro vao nisokatra tsy ela izay. Trondron-dranomamy alain-drizareo avy any Bevilany any ( route Majunga ) ary tsy lafo loatra t@ izany, indrindra ireny tilapia madinidinika hatao frity ireny !!!
38. nanita
(
21/01/2005 21:07)
resaka resaka fa ny tsy hisian\'ny vary no mety tsy ho zakako. Ny hena manko mbola ho azo asolo anana sy tsaranaso ary ny sisa rehetra.