Informatika, efa TARA ve ny gasy???

21. nilsen ( 17/04/2005 23:13)
TARA VE NY GASY
, zay le fanontaniana mipetraka;
raha ny fahazoako ny valinteny tsirairay de hoatrin'ny miteny izany fa tara ny gasy, na de eo aza ireo lazaina fa fahaizantsika sy ny herintsaina sns.
Fa hoe nahoan zany tsika no tsy mamokatra, aleo tsy lazaina hoe vokatry ny politika tsy mahomby e, na hoe tsy ampy fitaovana e sns...satria tsy nis nitondra fitaovana avy any ankibon-dreniny hihi. Fa de hoe nahoana fotsiny tsika no tsy maharaka. Tsy miresak an'reo domaine techno de pointe hoatrin'ny robotika sy ny domotika sy ny intelligence aritifielle; fa miresaka momba ny informatika fototra fampiasa andavanandro toy ny web,logiciel,hardware,sns...efa firy ny site gasy?efa firy ny logiciel gasy? efa firy ny materiel gasy? ireo zavatra ireo tsy voatery hoe andaniana vola be nefa de tsy hita toerana loatra isika. Miandry firy taona ohatra vao hisy version gasy ny google (nofinofy ngamba zany hihi)? nahoana iz mo tsy hisy? satria ny pejy voasoratra @ teny gasy aza mbola isaina @ ratsantanana... de anjaranareo maminavinana ny mety ho tohin'ny tantara, sy ny hoavin'ny informatika malagasy...
22. nilsen ( 18/04/2005 19:50)
ra8mbandana
aoka hifanaja kely @ le IP
fa tsy mety io an!!!!
23. nilsen ( 18/04/2005 20:05)
tsy rariny kosa io script io rahery a fa mba
Aleo hiala io fa tsy mety e!
ny Ip saropady fa tsy famoaka hoatran'io
24. tahina7 ( 01/07/2005 13:40)
Ramaso:

izy daholo zany.. eto aza misy resaka maizimaizina polifika ko mainka fa any!

tsy dia azo lazaina izany loatra fa ilay fahefa-manao mihitsy no efa tsy tafa hatramin'izay mihitsy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1287