Tononkira amin\'ny endriny vaovao

1. hery ( 02/01/2005 11:08)
Vaovao ny taona... manomboka miova tsikelikely ny endriky ny site serasera. Nisolo akanjo amin\'izao fotoana izao ny site Tononkira. Tsy ny akanjo ety ivelany ihany no novaina fa betsaka ny zavatra ao anatiny izay natsaraina mba hampalaky kokoa ny takelaka.

Lafiny Endrika
Mampiasa ny Solaitra Smarty http://smarty.php.net amin\'izao fotoana izao. Ka nosarahana ny resaka Endrika sy ny resaka Programmation. Mbola mila hatsaraina ny endrika ivelany sy ny loko.

Lafiny Motera
Mampiasa ez_sql amin\'izao fotoana izao http://justinvincent.com amin\'ny fijerena ny base de données. Raha misy tsikera dia raisina antanandroa.

Lafiny fisokafana
Hisokatra sy hozaraina tsy ho ela ny Loharanon\'ny takelaka. Ny voalohany amin\'ìzany dia ny famoahana RSS vitsivitsy mba ho azon\'ny rehetra ampiasaina amin\'ny takelaka ataony.

Dia misaotra hatrany e.
novalian'i fijo ny 02/02/2005 22:47
2. mihanta ( 02/01/2005 16:44)
faly mamporisika an\' i hery hatrany am fanavaozana sy ny fanatsarana ity takelaka ity.fisaorana lalandava hatrany é
3. ikaretsaka ( 02/01/2005 20:42)
milay ra Eugene an..
ary ahoana ny amin\' ireo \"tononkira novaina\"?
4. fijo ( 03/01/2005 23:02)
tratry ny taona aloha rahery a.dia mirary soa sy faharetana hatrany e.misaotra koa amin\'ireo fanamboarana sy fanatsarana rehetra ireo.
5. yonikafopl ( 04/01/2005 19:13)
Misaotra@ fiezahan\'i Hery hanao izay hahafa po anay namana eee!!!!
Ika hihihhih
6. ikaretsaka ( 04/01/2005 19:16)
tokony asiana fiheverana kosa ny amin\'ireo.. mahafinaritra koa ange le manova tononkira e.. ireny gotliba sy fransisy turbo ireny zao sady mampihomehy no mahafinaritra
7. fijo ( 04/01/2005 23:01)
iny kosa tsy anjaza ko
8. mihanta ( 07/01/2005 20:34)
fijo d ho anay zaza zany ahoana
9. fijo ( 31/01/2005 22:28)
ny antsika ry mihanta kilalao aloha no atao betsaka an
10. mihanta ( 02/02/2005 18:26)
nga fijo lasa zaza njay
11. fijo ( 02/02/2005 22:47)
ka raha tsy miverina zaza tsy ho lehibe ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4012