tratry ny taona

21. mihanta ( 02/01/2005 18:56)
tratry ny taona d tratry ny après ny taona kou zany
22. watafon ( 03/01/2005 07:14)
Faly miarahaba antsika trarty ny taona e! ho taona feno fifaliana , fahasalamana, fiadanana ary fahandriampahalemana anie izy ity de mirary soa antsika namana rehetra tsy ankanavaka e! :-*
23. mimich ( 03/01/2005 07:39)
tratry ny taona daholo e! de tratry ny ariary koa :lol:
24. ravatorano ( 03/01/2005 07:45)
tratry ny taoana daholo ary dia ho samy ho tratry ny mitsingeringerina maro indray eh :wink:
25. yonikafopl ( 03/01/2005 12:21)
tratry ny taona +3 doly eee de +2 ny any amindry ika any eeee :)
26. mihanta ( 08/01/2005 12:55)
ho tratry ny 2006 kou zany,refa misy +3 v tsy ho hisy +1
27. fijo ( 31/01/2005 23:22)
mikajy inona indray ireto sipa ireto le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3342