tsy velona

21. chipie1 ( 28/12/2004 17:02)
odoy e! :-D :-D
22. fijo ( 28/12/2004 21:17)
za aloha tsy mbola mahay an\'iznay e
23. sejianis ( 29/12/2004 08:18)
azonareo ve klo le resak \'e !
le bandy gasy zany de miseho mlay dololy, oh ny hoe tsy mba mpahazo ny gasy izany kanefa hoy ny boky \"l\'homme et sa virilite\" hoe; à tout homme normalement constitué, le probleme de l\'erection est un fait ordinaire et chacun a déjà vecu ce moment, ce qui, au lieu de nous perturber, nous informe que comme tout autre organe du corps, le fonctionnement du sexe connait parfois des saturations et perdre l\'erection est du , sans parler d\'autres facteurs plutot psychologiques, à un repos voulu de l\'organe\"
Kanefa ny bandy gasy de tsy misy miaiky mihitsy hoe efa tsy nahavelona!
24. jhouhlambout ( 29/12/2004 10:57)
25. sechat ( 29/12/2004 11:06)
vegas>hatraiza ka hatraiza aza alou ny territoiren\'i vegas fa ra ao no hitako ka tsy vel de imezako fotsiny :-D
26. chipie1 ( 29/12/2004 15:10)
:-D
27. fijo ( 29/12/2004 23:18)
sejianis,ka raha mbola tsy tratrany kosa ve dia hiteny hoe za efa voa ka.marina fa zavatra tsy misy hatahorana izany fa mbola tsy izany aloha e
28. mihanta ( 30/12/2004 09:45)
ito misy marteau hikapohana refa tsy velona.na dory kely am sigara ny lohany lol
29. sejianis ( 30/12/2004 09:50)
tsy mifidy taona io fa na bandy vao 15 na efa 65 taona dia andalovany daholo
Fa nt tena hahatsapana azy dia rehefa eo am-potony satria eo no tena ilaina ny fahavelomany!
Ary eo no ten blem!
30. fijo ( 30/12/2004 21:24)
mihanta ary raha tsy mifoka sigara toa ahy dia ahoana
31. mihanta ( 02/01/2005 20:52)
fijo raha tsy mifoka sigara d mipoka :arrow: pojy am marteau wa :-D
32. fijo ( 05/01/2005 20:52)
mihanta ary raha tsy manana marto fa le sipa ihany no eo
33. poupounesana ( 09/01/2005 16:34)
i :-D :-D :-D :-D :-D sejianis kosa mampihorohoro ny bandy gasy han! :-D :-D :-D jereo anie ry zareo rah tsy misavoritaka eh!
34. sahary ( 10/01/2005 06:37)
sejianis / ka ny bandy gasy ngeh ndrindra raha manao sports izy de mazoto mihinana \"cola\",\"katy\",\"tambavy katrafay,\"...sns ka lôzika be raha en - forme fôna ledala.
35. fijo ( 11/01/2005 21:01)
marina io voalazan\'i sahary io.ny gasy sy ny vahiny izay tia manao sport aty dia zatra mihinana cola sy zavatra mampavitrika.tsy hoe hanaovana inona fa mba hampahatanjaka fotsiny.
36. mihanta ( 12/01/2005 18:21)
hihhii ande hivarotra cola njay zany omena an\'i fijo :-D
37. fijo ( 12/01/2005 23:08)
dia hoaniko moa ka.dia milalao avy eo
38. mihanta ( 13/01/2005 21:26)
io njay fijo fa hillao vovoka hihihihihi,hihatakataka aho
39. fijo ( 13/01/2005 23:25)
ndao hiara mialalao e
40. ikaretsaka ( 14/01/2005 00:10)
mihanta sy fijo kao manao vazaha mody miady anie ee
nefa kilalao fijo be mihitsy zao ny ao an-eritreritr\'i mihanta ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083