inona no antony mahatonga ny olona tsy ho mpino an\'Andriamanitra ?

21. ikaretsaka ( 09/01/2005 13:31)
ka ny olona tsy mino ange ry xxx misy tsy mahafantatra akory iznay helo izany akory e!
22. xxx ( 09/01/2005 15:10)
Misy alo tsy ahafantarana aza fa refa miresaka @olona enao de hitanao iany zany ,fa inn ko moa tokony hahafantaratsika ny olona tsy mino ,fa refa hitany tsika izy oe tsy mino de lasa mitsara isika .
23. ikaretsaka ( 09/01/2005 18:07)
zay mihitsy letsy ra dio e! nefa tsy tokony hitsara isika
24. sangojy ( 10/01/2005 13:35)
Marina ny an\'i pitchou: le Fitiavana sy famindram-po io no tena izy; ary na mpino hafa na kristianina, mino Zanahary, na Andriamanitra, na Allah rehefa misy \"dimension horizontale\" (fitiavana sy famindram-po am samy olona) ny finoana Ilay Andriamanitra Ftv sy be Famindram-po (dim° verticale). De hoy ahohoe ny helo na elo, na afobe sns... dia misy eto an-tany ka ho mandrakizay rehefa ireo dim° roa ireo no tsy mifampitohy.
Manomboka ety an-tany ny paradisa eh... raha... :-*
25. ikaretsaka ( 10/01/2005 16:38)
bien sangojy
26. xxx ( 10/01/2005 16:43)
fanga mou ny ety antany tsy tahaka ny any andanitra e? :lol:
27. yonikafopl ( 10/01/2005 22:42)
miombon-kevitra amin\'i pitchou sy sangojy kou
28. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:04)
XXX tena tokony ho iznay mihitsy.. saingy ... indrisy e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767