Tsiakoraka
81. fijo
(
16/02/2005 21:41)
ireny tarika ireny dia tarika tena mahatafavoaka hira tsara foana ka tsy very mihintsy
83. fijo
(
18/02/2005 00:11)
marina izany ka ny ahy izay no hitiavako azy.fa tsy ilay manao hira iray dia vita
85. eisy
(
18/02/2005 08:58)
Misoko mangina any ambadika any fa tsy mety lefy laza! de tsy mety malaza be koa nefa
87. petit
(
24/02/2005 17:47)
eisy> Aoka alo fa ho tadiaviko lay noty de alefako ao @ tononkira rehefa vitako. Sady raha ho entina Mi iny de tsy sarorotra fa midina fotsiny ny akoro. Za ko ane tsy de mbola manana sofina lotre ê. Fa mihezaka zay mety fotsiny. Fa milay ry zala io Tsiakoraka io â.
Zay mahay ilay hirany Zay le hoe: " Tsy andriko iny " ko tena mba alefaso fa milay be. Raha tsy tadidinareo ilay hira de lay misy hoe " Lay taratasy efa nampetrako teo, hoe hampandre anao.........".
Mba alefaso io ry zalaha na ry zavavy â ;-)

90. McFy
(
25/02/2005 19:51)
mumu< hay, njaso njay mba henoina ary fa toa ts misy Tsiakoraka firy ao rah ts hoe vao tonga angah. sa zà no efa tara?
91. petit
(
01/03/2005 17:15)
Mumu> lay hira haiko ny tonony fa ilay noty no tsy fantatro sady tsy mety hitako mihitsy satria tsy manana ilay hira aho ho henona.
Ilay mankafy hira gasy manko afa mihitsy.
Ilay mankafy hira gasy manko afa mihitsy.