Raha enao filoha ve de nandroso i M/car?
21. xxx
(
03/01/2005 17:51)
marina alo fa tena kamo ny oul aty dago ,fa tokony hazoto @zay mandroso ny tanana ,fa le ravalo ko tsy mampakatra karama ka aiza moa ny oul tsy kamo
22. pitchou
(
03/01/2005 19:25)
ravato> dia tena mino izany enao fa raha tsy atao ny lalana dia mitombo ny opportunités handrosoan\'ny faritra? satria ve vita ny lalana no nahatonga ny fiara ho lasan\'ny rano???? lavitra loatra amiko alou zay lojika zay!
disoako koa ianao @ le we ny tany amboleny aza mbola misy maka ... fomban\'ny fitondrana teo azloha io (enao indray v moa no atoro an\'izany!!!) dia mbola misy olona manohy izay fomba izay, fa @zao fotoana izao d betsaka ny ezaka handraiketana ny fananan-tany nentim-paharazana mba ialana @ izay fanararaotana fanaon\'ny teo aloha ka mbola misy manohy ihany io! (taiza no nieritreretana fa hisy hanao an\'izany? tsssss) Ianao aza mieritreritra fa raha vao latsaka ny teny dia tonga dia tanteraka: tsy maintsy misy asa mavesatra vao vita izany, ary vao maika mampitarazoka ny ffitazanam-potsiny sy fitsikerana tsy ara-drariny ataon\'ny sasany! raha manana soso-kevitra na fahaizana ianao momba ny fampitana sy fampianarana ny voly vary SRI dia mino aho fa handray an\'izany an-tanandroa ny ao @ fambolena! fa aza mieritreritra kosa enao hoe ho vita ho azy @ zao izany na hoe rizalahy rizalahy foana ... aleo mirotsaka dia mahita e!
tsy mpomba b fahatany ny fanjakana @zao fotoana aho, fa aleoko mijery izay mba mety sy tsara ataony dia mieritreritra izay mba azo atao sy mieritreritra izay mba mety sy tokony ho vokatr\'ireny! Mety milaha-bary enao izao saingy mino aho fa tsy miutovy @ t@ 78-80 an!

23. xxx
(
04/01/2005 18:04)
sarotra b ra miditra zany filoha zany fa efa lazaiko iany fa tsara ndray angamba zay namana ato sera² ndray no fidina filoha ra mety zany ,sa tsy zany
25. xxx
(
05/01/2005 17:52)
sA TSY ZANY DNRAY ary ry namana sa aoana ,sady ra misy olona fidina anakirau fotsiny v ato de tsy ho lany any ato zay fidina
26. tanala
(
05/01/2005 19:15)
Tratry ny taona daholo e,
Zao ry reto a za tsy hoe fanatique an-dRa8 tsy rarahako na izy no filoha na tsy izy, fa fantatro hoe miasa izy ary mivaky loha hampandroso.
Fa zao no tena marina tsy misy na gasy ray aza miheritreritra ny hampandroso firenena fa ny fianany sy ny fianankaviny io no tena mahavoa sy mampangalatra ny mpitondra ny gasy rehetra mihitsy e.
Ra ny mikasika an-dRa8 manokana de aleko mahita ny Tiko mandroso toy zay izy miheritretra hoe ande vidina mora Airmad sy Jirama sns zay hevitry ny mpitondra taloha soa ihany, sady zao koa iza @nareo no sahy miassurer hoe mbola ho lany eo izy tsy maintsy mikarakara ny fitsohana any Etats Unies izy ra ratsy ny fandehany.
Tsy omeko tsiny aloha ny gasy ra tsy mitsinjo afatsy ny fianakaviana, fa diniho kely anie hoe ra miha mahatra foana i Dago. Tadidio fa miha manampahaizany ny mpangalatra ao, olona nahita fianarana ary mihamaro, tsy mifosa ireo mpanana ao Dago reo ao fa hitombony ny ra mandrika.
De hoy enao nga zahay tsy hitsoka aty an-dafy zahay manana nationalité.
Ie tsy maintsy misy havanao tavela any Dago, le an-defasana vam isan-taona io mbola voaromba ndray andro any.
Ny tiko hatongavana de hoe mila misaina ny hampandroso firenena ny gasy na de sarotra aza zany. Tany midadasika be io ny ranomasina tsy zaraina de tsy ampy hanina ny gasy mahamenatra anie zany.

27. pitchou
(
06/01/2005 17:50)
ka olan\'ny sasany hoe nahoana no tsy izy no mpanankarena ko! tsy mampaninona azy ny mahita ny karana manankarena b sy mividy @ tsolotra ny mpitondra teo aloha, fa raha gasy d tsy lasa mihitsy raha tsy ny tenany!
28. xxx
(
09/01/2005 15:16)
hitako tokoa alo ra eo @toerana ny filoha de samy tia ttena daolo isika mianakavy ,aiza ko zao v karama 12 pour cent fotsiny nefa izy ange mba mikarama dolabe ,sarotra iany no hatoky olona ra misy milatsaka filoha eo ,aiza ko efa misy sahy milatsaka filoha miitsy zao ny past.
29. fijo
(
12/01/2005 23:56)
pichou sy ravato,tsy hiteny aho ,nefa hitako samy misy marina azo raisina ireo voambaranareo ireo.
ny fandrindrana ny lamina angammba no tsy ampy mahatonga izao korontana izao.

30. pitchou
(
13/01/2005 00:50)
ka ny tsy fisian\'ny lamina teo alou tsy hitan\'ny sasany ka! fa ny @zao fotoana ze lalitra manidina iray d efa anaovana zistoara b!
xxx> nahoana kosa moa no tsy hahazo milatsaka ny past? nga ireny tsy olom-pirenena?

31. levondraky
(
13/01/2005 16:38)
Nifandimby nitondra teto Dago ny mpanjaka vitsivitsy tsy nanana fari-pahaizana, izay maty vao nosoloina
Ny piraiminisitra akolahim-bohitra, nalefan\'ny frantsa sesitany,
ny mpampianatra, naongana fa saribakolin\'ny frantsa
ny miaramila vazaha taratasy, nitsoaka an-daharana fa tsy hay mazava izay antony,
ny zendaka, tsy ela dia dangy (mety tsy nahazo ny fankatoavan\'ny vazaha angamba)
ny miaramila tatsambo, nifikitra mafy tamin\'ny familina na dia efa mankany amin\'ny tsy izy aza ny firenena
ny mpitsabo mpandidy, vasalahy loatra ka tsy nahatapitra mandat akory.
izao vao tantsaha sady tsy PADESM no tsy vazaha taratasy no mitondra. Koa faly dia faly izahay tantsaha amin\'izao. Midika izao fa mety ho mpitondra firenena amin\'izay na ny madinika indrindra aminay aza.
Aiza tokoa moa no misy sekoly fihofanana ho filoham-pirenena? hihi

32. fijo
(
13/01/2005 23:04)
pitchou izay aloha dia tena ekeko.ny tsy nety rehetra teo aloha teo no mampitarazoka antsika izao.saingy tsy hitan\'ny sasany io fa ririnin dasa ka tsy tsaroana.
33. pitchou
(
14/01/2005 10:36)
levondraky> toa nisy nitaky traikefa t@ fitondrana firenena tokoa t2 ireny tantara 2002 ireny o?
sao d misy mahalala sekoly fianarana ho filoham-pirenena tokoa mba hianaranay d mba afaka mirotsaka izahay ee!

34. nikopol
(
14/01/2005 15:40)
Pitchou , any amireny fianarana comedie ireny hono no tsara raha hianatra ho mpitondra ! :lol:
36. xxx
(
15/01/2005 21:24)
ahitsiko i levondraky
tsy mety raha tantsaha no mitondra firenena andalam-pandrosoana na dia ny tantsaha aza no maro an\'isa @ firenena,tadidio fa filière iray ihany ny agriculture fa gestionnaire mahay manao ny synthèse ny filière misy rehetra no ilaina mitantana ny firenena andalam-pandrosoana mba tsy ho fragile ny base économique,io anefa malahelo aho ny milaza fa tsy profil ny mpitondra antsika ankehitrinymihintsy,noho izany tsy mahagaga ny résultats ankehitriny,aza dia fanatique loatra @ politique ,fa @ politique izay compétant no crédible raha tsy izay dia fitiavana anjambany,izay efa tokony nialana efa ela
Tsy hoe tsy nety ny nataon\'ny teo aloha dia compétant ra8,détrompez vous mes amis,je vous dis ,il est plus que incompétant.