secret kely

41. yonikafopl ( 03/02/2005 20:19)
fijo zany zao mitndra tatatataka ao??
42. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:26)
mihanta mandainga e... lasanko vavany fotsiny
43. fijo ( 04/02/2005 01:08)
yonika an an za tsy mpanaradamaody.
inona ary ity lasan ko foana ity le
44. yonikafopl ( 04/02/2005 22:21)
tsy maharaka le resaka vava sy mamelatra :-w ^:^
45. fijo ( 08/02/2005 22:26)
resaka inona tsara hoe ry yonika an?
46. Blaspc ( 28/04/2005 13:30)


Tena miombo-kevitra tanteraka aminao aho; nefa malahelo ihany koa satria matoa ny olona iray ilazanao secret dia satria nofidinao tao anatin'ny maro, izany hoe: tena atokisana é . raha tsy atokisana intsony anefa isika vehivavy fa be resaka dia halahelo indray é.

yonikafopl:

marina le we vhv no tsy mahatana resaka fa ny lhl koa ange rehefa tafaray izay ka miresaka sipa e! oupss voalaza eo doly ny tsy tokony lazaina , mitombo aza ny an\'ny hafa. Fa zao fotsiny ny marina rehetra tsy filaza. ary aza matoky olona. Raha tsy tianao ho henon\'ny hafa de tano ho anao irery. Ny rindrina hono manan-tsofina. :wink:



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2925