Miandry jobany
1. nikopol
(
22/12/2004 14:35)
Raiso ny tanako dia ty ento aho...
novalian'i yonikafopl ny 05/01/2005 19:02
12. lasary
(
05/01/2005 15:59)
TSIPERIFERY no izao ve vao tonga hifona ity foko efa mihidy izao aty efa biby sa hoe taiza enao fony aho reraka no izao vao tonga hibebaka izaho tsy tompo hivavahana ka hizara famelana
ny akanjoko jereo mazana misy fofona olonkafa , fandrinako tsapao mafana fa vao teo izy no lasa
grave be zany !
ny akanjoko jereo mazana misy fofona olonkafa , fandrinako tsapao mafana fa vao teo izy no lasa
grave be zany !
