Fety

21. tiana1 ( 20/12/2004 13:37)
ie ! Embouteiazy marina ! Fa mino aho fa be lavitra noho ny hitako t@ taloha ! Fa mahafinaritra ahy fa aza omena tsiny aho anh !
Dé inn kou mou lé saika ho lazaiko ? Haaay ! Miandro paiso mihintsy aho anh ! :D :?
22. xxx ( 20/12/2004 15:58)
lay olontiako talou
23. lanto ( 20/12/2004 17:16)
isan-taona isan-taona isan-taona ? misy talou foana ?
24. sipagasy ( 20/12/2004 20:36)
ka efa we soloina isan-taona izany ny azy ry lanto annnn, de manjary misy taloha fona hihihih :-D :-D :-D
25. mihanta ( 20/12/2004 23:06)
za mahatsiaro ny hafanana any mada
26. oully ( 21/12/2004 00:42)
lanto> mahatsiaro ny heritaona tahaka izao ... ka soa ihany fa misy ny isa-taona, hanarenana.
27. betty ( 21/12/2004 08:10)
zah njay mahatsiaro ny ho amin\'ny heritaona tahak\'zao :p
28. lanto ( 21/12/2004 10:57)
izay ve no tanjon\'ny resaka ? tafita ny hafatra e ! :)))
betti> milay ka ! ny rahampitso manja foana noho ny anio o ?
29. mir ( 21/12/2004 13:34)
inona moa ny ahy fa de mahatsiaro ny any tanana e!!! :(
ny mofomamy sy ny choco e!
30. mihanta ( 21/12/2004 23:31)
betty ho tojo hafanana tsara njiko zany,am herintaona
31. hery ( 22/12/2004 08:24)
Ny anah ny tsaroako dia i mamanay sy papanay any alavitra be any. Dia i bavikelinay kou... ry zareo zao manao fety mafana ao antrano ao...
32. booboo ( 22/12/2004 10:43)
ny anà koa lé manao arbre de noël tany am-pengo @ alina dé refa mirava dé avy ny orana nefa tsy dé misy jiro ny lalana
33. oully ( 22/12/2004 18:42)
lanto> hay tokoa moa tokony asiana tanjona foana rehefa miresaka. Diso indray aho tamin\'iny :^) . Ary ahoana ilay manao tsianjery sy hira any am-piangonana ambanibohitra dia mahazo bonbon avy eo. Dia hanjairana akanjo vaovao koa, dia manao kiraro vaovao (manaikitra be mampandringa!)
34. chipie1 ( 22/12/2004 19:20)
:-D :-D
35. ikaretsaka ( 22/12/2004 19:37)
zay re de tsy mba anjairana akanjo vaovao iznay rehefa faran\'ny taona a :/
36. booboo ( 22/12/2004 19:39)
dé lé refa manao tsianjery na lé mihira dé mampi-te hanombo mitsy fa matetika ny zanaky lé mpampianatra fôna no manana ny premier rôle :evil: :°) dé tsy maintsy misy mpampianatra sekoly alahady kizitina fôna kounkou :evil: :evil:
37. ikaretsaka ( 22/12/2004 19:53)
ny ahy tonga de eo nareo sy ny tableau vivant anareo raha za no bedibedesina ohatran\'izany le
38. lanto ( 22/12/2004 19:56)
izay ahay !!!!
39. ikaretsaka ( 22/12/2004 20:17)
ny ahy ny mampihehy mampalahelo anahy dia indray reveillo izay .. tsy tadidiko heo estace dera sa inona ilay izy t@ izay dia avy be ny orana.. dia nefa niahatar be fa ratsy ny teo @ fidirana...
dia lena ary ilay ramatoa f adino ny elo..
fa nitsomaka hoa ny lokom-bolony de miraraka nanaraka ny tarehiny sy ny akanjony..
nahonena nampihomehy!
40. fijo ( 22/12/2004 21:37)
ny ahy dia ny olona any mada no tsaroako amin\'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101