Banky any Dago

1. hery ( 14/12/2004 17:37)
Ho an\'ireo izay mikirakira ny lafiny ara-bola any Dago... mitovy amin\'ny aty ivelany ihany ve ny fiasan\'ny banky any? Raha tsy mitovy dia inona no mahasamy hafa azy?
Ohatra : Misy an\'le RIB (zay mou) dia manana daholo ve ny compte tsirairay any Dago?
Dia mety ve ny fanaovana transaction banky ivelany -> banky Dago ataon\'olona tsotra manana compte aty ivelany sy olontsotra manana compte any Dago?

Dia afaka isintonana vola amin\'ny Carte de Credit malaza iraisampirenena (ohatra mastercard, visa electron sns) ve any amin\'ny banky any Dago?

Miala tsiny @ fanontaniana fa tena tsy arako mihitsy ny momba an\'ireo mantsy.
novalian'i xxx ny 03/01/2005 17:56
2. fijo ( 14/12/2004 20:48)
rahery,
amin\'izao fotoana izao dia efa manaraka ny aty ny banky any,ka noho izany dia misy ireo rehetra ireo.
saingy,raha tsy mipetraka any rahery dia tsy mahazo cheky amin\'ny banky any.
ny transaction,sy ny carte internationaly dia misy ary miasa tsara any.
izay fa dia mahazotoa mamindra vola any dien\'ny izao fa izao no mahazo,io transaction io.(fa tandremo,avy dia mivadika vola gasy)fa raha hoe hajanona euros le vola any dia mety hovoahenjika rahery.
3. ralay ( 14/12/2004 20:49)
Efa mitovy tokoa, afaka maanao ny transaction rehetra ise na maka na manao virement sns. Ny hany jereo tsara fotsiny dia ny frais fa tsy mitovy ny banques rehetra.
Ny resaka RIB dia izay manana compte @ banques rehetra dia tsy maintsy manana an\'io na aiza no misy ny compte-ny.
Efa hikirakira nga i hery :lol:
4. totty ( 15/12/2004 00:04)
ra hery
tena marina daholo ireo lazain i ralay io,mitovy tokoa amin ny banky rehetra aty an-dafy ny bankyany dago amin izao fotoana izao,noho izany dia tsy misy kianina
5. loockx ( 15/12/2004 03:40)
Azoo lazaina mitovy amin\'ny any iany aloh e. Ny tsy mampitovy kely anazy ngamba d le eo amle we carte de crédit. Ny marina d carte de retrait no tena betsaka, fa ny carte de crédit amin\'ny maha crédit (fampindramana) azy d ol efa tena nosinganina manokana no omena ireny karazana cartes afaka mivoaka débiteur reny, fa tsy mbola ôtran\'ny any ivelany we efa vulgarisé le zvtr, le fomba fananovana recouvrement aty amintsika mantsy mbola manahirankirana.
6. damaopa ( 15/12/2004 06:25)
tsy mbola misy ny internet banking sy automate zanako. Fa raha te haka vola ianao na te hanao transaction dia mandehana milahatra ora vitsy eo amin\'ny guichet. Tsy mahafaty antoka ny mandefitra fa tsy mahay manaja sy mandray olona tsara ny mpiasan\'ny banky.
7. sechat ( 20/12/2004 14:34)
fijo> voaenjika ahoana raha ajanona euros ? Mba azavao kely hoe?

Ary ny carte omen\'ny banky gasy kou ve mba azo hangalana vola refa mandeha any ivelany? Sa mbola le carte à couverture nationale ny antsika?

damaopa> efa nisy automate efa ela tao @ bmoi fa retrait d\'espèces fotsiny, fa tsy mbola misy an\'ilay retrait de chèques sy dépôt d\'espèces. Ny fivoarany taty aoriana no tsy haiko f\'efa t@ 2002 zany. :°)
8. xxx ( 03/01/2005 17:56)
le banque reo mangalambola anolona fa tsy mety miitsy fa inn fotsiny maha banky azy ,le ravalo iany io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6424