discrimination positive

1. booboo ( 13/12/2004 11:47)
aôna kay ny fisehon\'io raha io dé tena \" positive \" araka izany tokoa ve ? Sôtra.
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:52
2. loockx ( 13/12/2004 13:22)
possible v klou zany e? tsy refa discrimination v efa manana hevitra fanavakavahana ? d mety ho positive v zany? tsy haiko
3. ( 13/12/2004 15:02)
Ny fisehony dia izay mpiavy manam-pahaizana iahny no horaisindrizareo, manome laka sy vahana ny \" fuite des cerveaux\" io politika io. Mitombina ny azy ny teny hoe \"positif\", raha samy haka ihany tsy aleo ve tsy izay mahay sy manan-talenta no alaina hoy rizareo??? efa mpitranga any Etazonia io, ary efa misy eto eropa koa aza fa tsy dia noresahina be firy.

Ho an\'ireo izay tonga aty ampita ka tsy dia nahomby teo amin\'ny sehatry ny fianarana dia tsy vaovao mahafaly ho azireo izany, ary eo no maha-marina ilay teny hoe fanavakavahana.





4. ( 13/12/2004 15:05)
nykanto ihany no nanome ny hevitra eo ambony io
5. sechat ( 13/12/2004 15:40)
hay ve misy an\'izany ndray e ??? Ny gasy kou ve mba manao an\'izany? :roll:
6. xxx ( 13/12/2004 17:44)
Ny fahazoako azy indray (tsy voatery ho marina) dia resaky i Sarkozy io, izany we homena moyens bebe kokoa ny mafy ady d\'origine etrangere any aminy banlieu mba ho tafita ( zay le we positive ) fa raha atao mitovy amin\'ny moyens homena ny hafa de tsy mitovy ny chances. Izany ohatra no anasiana ny entrée parrallèle any amin\'ny grandes écoles sasany ho an\'ny mpianatra avy any amin\'ny banlieu ! satria raha concours iray no atao dia misy tsy hanana chances mintsy.
Nisy io discrimination positive io taloha tany dago, teo amin\'ny fidirana mpiasa mpanjakana na ireo concours (pilotes sy ny sisa) , natao izany mba hanomezana chances ny faritany rehetra !
7. fijo ( 13/12/2004 20:51)
raha le tany mada dia mitovy fa raha aty io tsy mitovy satria ,ilay tiana hatao aty dia tena fanilihana tsotra izao ny tsy mahavoa.
8. razamble ( 13/12/2004 22:25)
Taty Madà koa taloha nisy baccalauréat azo tamin\'ny moyenne 8/20 tany amin\'ny faritra sasany. Nisy olona nibôaka avy Tànà dontodonto tany amin-drareo tany ka tonga taty ary afaka mora fôana avy teo. => discrimintaion positive :?:
9. fijo ( 14/12/2004 22:09)
ireny indray dia efa hadalana negativa
10. damaopa ( 15/12/2004 06:29)
aza manavakavaka fa tiavo ny maseranao tahaka ny itiavanao ny vadin\'olona
11. fijo ( 15/12/2004 21:54)
reveo masera ary e.
12. sariaka91 ( 28/12/2004 14:47)
amiko dia misy connotation négative be ilay mot discrimination, ka tsy ho positif na oviana na oviana, fa angamba favoritisme no tianao ho lazaina ?
13. ikaretsaka ( 28/12/2004 15:28)
na elitisme
14. booboo ( 28/12/2004 15:44)
mitovy hevitra @ nareo dahy koa zà ny @ lé voambolana.
15. fijo ( 28/12/2004 22:43)
izay fa mody takomana anie e
16. felicia ( 03/04/2005 14:52)
:?: :?: :?: :?: :?: FANAVAKAVAHANA c'est a dire fanavakavahana...tsy ho positif na oviana na oviana,l'unique résulltat dia tsy maintsy hoe fankahalana sy fiatsaram-belatsihy :snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1524