fanavakavaham-bolon-tsoratra

21. damaopa ( 15/12/2004 06:48)
izay izany. Diovy ny fo amam-panahy amin\'ny manaraka.
22. kitjo ( 19/12/2004 17:02)
ho an\' ny mpijery ange le izy mety tsy mahalala fa mety efa misy resaka mifampitohy any ambadika ifamelezana fa atao ankolaka

fa raha tsy tena mitonona direkta b d aleo ho eo fa iaramahita ndray zany samy miteny aby ny olona
23. Ramaso ( 07/02/2005 05:56)
zahay mo de efa zatra an'io misy mamafa io e... asa.. ratsina papezenika angamba ny sasany de tia mamafamafa na nahazo kofafa vaovao??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1393