Mba valio hoe?

1. sechat ( 07/12/2004 10:18)
Ity misy sombintsombin-dresaka sendra hitako tao @ forum tafatafa ka inona no mba hevitrareo?

Sujet: ETAT DES LIEUX DES MALGACHES POTENTIELS HORS DU PAYS

Il serait vital que les Ambassades, les Consulats fassent un état des lieux des Malgaches en mesure de participer au redressement de Madagascar, je pense que nous avons là un réservoir potentiel, une campagne dans ce sens devrait être menée par les Organes représentatives du pays. Pour que le retour au pays soit efficace il est nécessaire que les conditions soient attractives, donc que L\'ETAT dégage un budget pour sa réalisation
Il ne faut pas espérer que tous les Malgaches rentreront au pays; mais je pense qu\'un grand nombre seraient intéressés si les conditions et les moyens sont attirants

Réponse : ETAT DES LIEUX DES MALGACHES POTENTIELS

A mon avis ce genre de recensement ne pourrait jamais se faire sans le vouloir de la personne elle meme.Son amour du pays, son vouloir faire quelque chose pour aider le pays, sa DETERMINATION pour y revenir.

Par contre, un budget serait bien utile, POUR LE FUTUR, comme je l\'avais déjà signalé :
Aller contacter dans les Universités,les Grandes Ecoles d\'Ingenieurs, de Medecine, de Pharmacie.......etc...
et proposer aux etudiant en fin d\'etudes des Postes que l\'on pourraient créer S\'IL REVENAIENT au pays. Ils n\'auront pas à chercher du Travail, feront leur adaptation au pays, suivant un programme de mise en place aux postes qui leurs sont promis. Au stade \"etudiant\", je souligne l\'envie de revenir au pays est encore TRES TRES FORT, après ce sera difficile.

Cette demarche, empeche la fuite des cerveaux, et encore une fois, c\'est le SYSTEME APPLIQUE DANS TOUS LES PAYS INDUSTRIALISES. Il y a des Stés en France qui s\'engagent à embaucher directement les eleves de telles ou telles Ecoles d\'Ingenieurs ou de Pharmacie ou de Medecine ou de Chimie, ou d\'Architecture. Pourquoi ne le ferions nous pas?
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:32
2. nykanto ( 07/12/2004 14:09)
Tena hevitra tsara tokoa io, ary tokony hataon\'ny ambasadaorontsika anisan\'ny laharam-pahamehany tokoa ankoatra ny tsy maintsy fitadiavana \"investisseurs roa isan-taona\".
Amin\'izao fotoana izao, ny masoivohontsika aty ampita dia tsy hitako be ihany izay tena ataony afa-tsy ny manavao ny pasipaoroko sy ny karatra maha-tera-tany malagasy ahy aty. Marina sy mazava ho azy fa manana asa hafa izy fa tsy fantatry ny besinimaro izany satria tsy mahakasika mivantana.
Hamehezako azy, ilaina dia ilaina ny tokony hananan\'ny masoivohontsika io famaritana sy fijerena manokana ny ataon\'ny malagasy aty ampita sy ny fikasan\'izay te hiverina hampihatra ny fahalalana norantoviny taty ampita taty mba ho fanarenana ny firenena na koa ho fanampiana ireo malagasy te-hitoetra aty ampita koa aza.
3. lejim ( 07/12/2004 14:19)
Ca c\'est vraiment interressant. Et a mon avis je pense que que .......oadray tsy mahay miteny frantsay aho. :-D
4. sechat ( 07/12/2004 14:30)
mino ve nefa nareo hoe ho vita zany? Tiako be le resaka t@ za namaky azy saingy ôtran\'ny tsy ho vita zany le zavatra ka mampatahotra ihany
5. ramoul ( 07/12/2004 20:05)
Marina tokoa izany fa saingy, eo amin\' ny resaka ara-bolo no tsy ampy eto Madagasikara.
Raha tena manokana vola anaovana an\' io y fanjakana dia tsy misy dikany mintsy ny fanatanterahana azy, fa zany hoe ny vola izay azo dia atao any am-paosy aloha fa ny ambiny no zay vao mody avoaka.
6. loockx ( 08/12/2004 03:40)
Mitombina aloh le hevitra e. Fa zao, matetika nge ny ol nandranto fianarana ivelan\'i Mada d mora mahita asa kokoa reefa miverina e, rah miohatra amreo ol teo antoerana iany no nianatra. Ka noho izany, tsy tokony ho laharampahamehana ny we hanomanana toerana hahamora ny fiverenan\'izy ireo. Azo lazaina we ol efa privilégiés (manana moyens) nge ny ol afaka mandranto fianarana any andafy zany e, d mbola ho privilégier-na iany ve izy aveo? Tsy aleon\'ny fanjakana v aloh ny chômeurs eo antoerana no itadiavana vahaolana zay vao ny hanome toerana ho an\'izay avy any dilambato, izay azo lazaina iany we ifandrombahan\'ny orinasa tsy miankina?

Fa miombonkevitra aminareo kosa za rah we spécialisation tsy d misy manana, na we secteur mbola tsy mivelatra no voakasika amle resaka
7. xxx ( 08/12/2004 03:53)
ny oul navita bosy tany andafy tsisy bleme ra te iasa eto.
mety politikan\'ny pitondra fotsiny io fa tandremo iany. ny fianakaviny mantsy nanaovana aferafera bourse nakany andafy de tany koa tsy namokatra firy ka tiny omena poste ambony iverina eto fa tsy mi-plonge!!! tainalika ka ny avo iany no tovanana an!
8. nykanto ( 08/12/2004 10:24)
Aleo kosa mba halalahana ny saina ka tsy ho sahy hiteniteny foana hoe : \"ny tain\'alikan\'ny avo ihany no ho totofana\", izay ihany no tsy nampandroso hatramin\'izay, ho tombotsoan\'ny firenena foana ny fananana \"base de données\" ny mponina ao aminy. Tsy tsara kokoa ve, alohan\'ny hanarenana ny trano rava, na hanorina trano vaovao, ny mipetraka ary misaina ny eo am-pelatanana.
Toy izany koa tsara ho an\'i Madagasikara ny hananany \"base de donnees\" iray mahakasika ny malagasy rehetra, na any an-toerana na aty ampita, izay mitahiry ireo karazan\'asa sy fahaiza-manao ny tsirairay avy, izay mety azo ampiasaina amin\'ny fanarenana ny firenena.
9. fijo ( 08/12/2004 22:13)
hevitra efa mandeha ao amin\'ny fitondrana mihntsy io izao.ary efa tena mitady ny lalana hanatanterahana azy ry zareo,ka raha toa ka ao tsara ny finiavana dia vita io.
10. ravatorano ( 13/12/2004 07:47)
za ry zalah eto dago ihany ary marina ny teny hoe izay nahavita fianarana tany andadfy d moara miahta asa eto na dia filiere mitovy ary samy plissy sink iany aza.taloha aloha d ny avy any frantsa no nalaza fa izao indray izay mahavita fianarana tany allemagne no tena dadany , na ireo pays nordik ireo.
tsara b aloha ilay hevitra fa ny fanatanterahana azy no hanahirana marina ary io no tena mahavoa ny antsika malagasy manana hevitra masaka b fa eo amin ilay fanatanterahana azy no manta kisoka :twisted:
11. sambatra73 ( 13/12/2004 09:15)
Tena azon\'ny ao @ ambasady atao tsara io base de données io fa tsy any ny priorités-jareo @ zao fotôna zao e.
Dinio fa tsy maitsy manana carte consulaire enao vao mahavita zavatra @ depuis qq temps. Ary misy ny description ny diplôme anananao ao @ formulaire azonao io carte io.

Fa tokony \"mena coup de pouce\" dôly na zay mendrika sy tafita @ fianarana na ny any an-toerana na ny aty am-pita zay te-hody.

Ny Kanto: ngà manavao carte d\'identité koa ny ambasady?

xxx: ary mbôla zay maitaita fôna ve no maazo bourse atramizao?
12. fijo ( 13/12/2004 22:32)
manavao carte d\'identité ao fa ela satria alefa any mada aloha.
asa fa miandry izay handehany aloha isika e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108