tiany sy tia azy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy

1. xxx ( 07/12/2004 06:58)
Cousin-ko izy ary zanaky ny toton-ko fa efa maty io toton-ko io ary ilery mipetraka amin\'ny mamany .Miara-tezaina izy sy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy ary mifankatia ry zareo tamin\'ny fotoana tsy nahatao an-trano ny mamany dia nifampisangisangy toy ny mahazatra ry zareo ary dia tonga hatrany amin\'ny firaisana ara-nofo .Ny loza anefa dia mifankatia ry zareo nefa tsy afaka ny hiaraka satria menatr\'olona .Ilay cousin-ko misisika fa aleo mifanambady ilay sipa tsy manda fa saingy hisy akony ratsy eo anivon\'ny fiaraha-monina raha mifanam-bady ry zareo .Ny loza anefa mitomany tsy mety am-panginina ilay sipa ary milaza ny hamono tena raha tsy mivaha haingana ny olana sahirana anefa ilay cousin-ko ary efa nitady hevitra tao amin\'ny furum wanadoo.mg ,koa mba entiko eto ity zavatra ity satria izy nitady hevitra taty amiko ary izaho irery no mahalala io fisehoan-javatra io eo amin\'ny famille-nay satria mifankahazo izaho sy ilay cousin-ko.
Koa mba mangataka hevitra avy amin\'ny namana koa aho
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:38
2. booboo ( 07/12/2004 09:52)
resaho ilay vevavy ary ataovy tsapany tsara fa tsy hisy raha hivaha eo na kely ara raha mbola manao chantage ohatra izany izy, sady mampiseho tsy fahamatorana izany no tsy manampy ny \" tâches-\"n\'izay oul te hanampy azy. Rehefa izay vao afaka mifampiresaka tsara ny rehetra ary tony kokoa eo am-pitadiavana vaha-olana
3. xxx ( 07/12/2004 12:42)
miankina @ taonan-dry zareo ko angamba zany nafa na izany aza tsy tsara ra oll toy zany no mivady satria mety hisy voka-dratsy @ zanany ra miteraka sady henatra @ fm.reseo lahatra lé sipa.aza asaina manao firaisana tsony alo sô bikina eo.
4. sechat ( 07/12/2004 14:39)
kay kay kay, zany ve tsy raha2 manahirana be? raha za manokana aloha raha mbola kely ry zareo de aleo sarahana toerana kely hitsapana hoe tena izy ve sa mandalo fotsiny. Raha efa lehibe ndray ry zareo tsy dia misy zavatra azo atao firy fa tsy maintsy ry zareo no manapaka izay ho ataony.
5. nikopol ( 07/12/2004 14:45)
amporosio anao foana de leo ao ny farany :lol:
6. lucas ( 07/12/2004 14:47)
ny mety ho olana anie ry sechat ny trano anasarahana an-dry zareo e.nefa tsy haiko?Ra efa samy lebe ndray izy za alo tsy daccord @ ivadiny e!Le zavatra aza efa tsy azo nosakanana
7. lucas ( 07/12/2004 14:50)
oadray ry nikopol!
zareo aza mampalelo t@ fakam-panahy :cry:
8. sechat ( 07/12/2004 14:53)
lucas> de ahoana marina tokoa moa zany raha tsy misy afa-tsy trano 1? nefa na alefa any @ havana sasany aza tsy maintsy hangalatra hifankahita fôna ry zareo. Ty marina le hoe aza hitako ary aza mahita ahy :°)
9. tsiperifery ( 07/12/2004 15:10)
Raha ilay henatr\'olona no tena olana aminy dia ny mifindra-monina maka toera-mangina no fanafodiny raha tena mifankatia tokoa e ! Tsy maintsy manao safidy izy 2 raha efa matotra ny fifankatiavany.
Ny tomany tsy vahaolana saingy tsy mbola nahafaty olona koa aloha e ! :)






















10. kinaoly ( 07/12/2004 15:18)
tsy haiko aloha, fa refa mifankatia ka samy olon-debe mifanaiky tsy misy ny olana, ny vavan\'ol tsy maintsy ande fona we zao sy zao fa raha mafy ny fitiavana tsy voaravan\'iza n\'iza
11. chipie1 ( 07/12/2004 15:52)
nikopol> misy sentiment ange ry zareo e? fa tsy oe resaka manann fotsiny e :lol:
fa raha ny hevitro alou de tsy mety le izy ...
ekena fa oe ao le fitiavana fa na de izany aza , misy akony daolo izany refa any aoriana...
12. nikopol ( 07/12/2004 16:55)
chipie ka le sakasakanana de vô maika lasa lavitra ! aleo hanao de ho hitan\'ny havany eo !
13. fijo ( 08/12/2004 22:47)
raha ny lalana aloha no jerentsika dia misy manjavona kely ao.
araka ny lalana gasy mantsy,dia mahazo mivady ny mpihavana\" miampita\"izany hoe dadato sy ny zanakanabaviny ohatra.
ny olana lehibe anefa dia izao.amin\'ny fomba gasy izay tsy notsipahan\'ny lalana koa dia my zanakin\'ny (MPIRAHAVAVY IRAITAMPO)ihany no tsy mahazo mivady.
eto anefa dia ilay rahavavin dreny no resaka.izany hoe tena solon dreny io amin\'ny gasy\"KIBO TSY OMBY\"hany ka tena manahirana be.
ny mety noho izany mba tsy hisian\'ny tsivalana any ahoriana dia ny misaraka.satria na ny lalana na ny fomba samy tsy mamela io firaisana io.
RQ:amin\'ny gasy ny dadatoa mahazo manambady ny zanaky ny anabaviny ,nefa ny rahavavindreny tsy mahazo manambady ny zanaky ny rahavaviny.
14. kerann ( 09/12/2004 11:44)
toa tena inceste be zany tantara zany klé!!! 8O
tena gidraka iany ny mahazo an\'izy mitsam fa ra ohatra ka miterak zao ry zareo dé mety misy indro kely @zanany satria tsy dé mifanalavitra loatra ny ran\'zareo
fa raha ny hevitro lo ry XXX, dé tsy misy fery sitranin\' fotoana!raha misaraka zao ry zareo mety hamoy fo sns,fa après qq mois io mety hilamina iany dé hifanadino
15. fijo ( 09/12/2004 21:44)
azavao azy araka io nomeko io ny zavatra misy dia avelao ry zareo ihnay no ahatsapa fa tsy mety ilay izy.
le sarahana koa mantsy vao miha mampisisika
16. kintanala ( 22/02/2005 16:31)
zay mitsy no mety ry fijo! .. ny zava misy ,zan hoe ny ara dalana (loi)sy ny ara-dalan'ny fiaraha monina (morale)..ary indrindra² noho ny sampona mety hitranga ho an'ilay (na ireo) zaza ho teraka!! dia iriana fa mba hisaina tsara ry zareo, ka ho matotra ny tapa-keviny.
Matoa misy ireo lalana ireo ,misy antony ary inoako fa tsy adala ny olombelona..@io lafiny io aloha du moins :°)
17. fijo ( 22/02/2005 23:16)
avela izy hisafidy malalaka avy eo ko
18. kintanala ( 23/02/2005 17:33)
hay be diso ery lay hafatra :-D :-D tsa misy ráh az kono...
ny zava misy no hazavaina @ny indray mande....dia avy eo iz misafidy ary irina fa ho matotra ny fanapa-keviny.. :°) zay lay hafatra teo ambony e :wink:
19. fijo ( 23/02/2005 22:38)
tonga any izay le hafatra ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1705