voninkazo aminy ririnina

21. ikaretsaka ( 10/12/2004 00:13)
chipie> le baobab nain kely ireny 1
de taretra!
le otran sapins bonzai kely reny koa
22. chipie1 ( 10/12/2004 16:52)
eka sotsa!
23. ikaretsaka ( 14/12/2004 07:05)
naniry ve izy tao e
24. mihanta ( 14/12/2004 08:36)
ary raha voninkazo artificielle hihihihihihi
25. betty ( 14/12/2004 11:36)
hihihihih
26. chipie1 ( 14/12/2004 13:16)
ikaretsaka< tsy mbola hihih
mihanta> plastika ve? kou raha tsy i nikopol akia kou :-D :-D
27. loulou ( 20/12/2004 00:38)
cyclamen sy chrysanthème no mamony ao aminy zaridaina izao
28. mihanta ( 20/12/2004 23:05)
chipie^ilaina ny karazany ho an\'ny rehetsa
29. chipie1 ( 26/12/2004 19:02)
sotsa nareo e! :-*
30. ikaretsaka ( 27/12/2004 00:06)
za nisy nanome bonzai t@ krismasy teo...
ahoana ny fikarakarana azy ry reto?hatr@ izoa aloha dia tondrahana sy apetrako eo ambony latabatra lery .. fa ahoana ny fikarakarana azy mba hahatatesany an\'ity ririnina ity?
mba nijery t@ net ihany za ny fikarakarana azy ity fa tantara be manontolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872