Mivavaka ho an\'ny mpanota indrindra
23. booboo
(
02/12/2004 10:23)
xxx>tsy haikoooo !zà manokana tsy hivavaka ho an\'i satana zany fa izy ara efa condamné mandrakizay dé amiko tsy hampiova n\'inona n\'inona @ zay \" verdict \" zay na hivavaka ho azy zà na tsia. Aleoko mivavaka ho an\'ny olombelona ihany araka io tenenin\'i Sechat io ambony io. Hevitro manokana zany.
24. moi
(
02/12/2004 12:47)
Mbola te hamerina ihany aho : Fa ny Baiboly angaha misy milaza hoe mivavaha ho an\'i Satana ?
Tsy Olombelona (être humain vivant) ve no tiana horesahana amin\'ny hoe mba entina am-bavaka, fa tsy zavatra hafa (ex : Satana, olona efa maty...)?

25.
(
02/12/2004 20:09)
Mahagaga ihany anefa fa matetika amin\'ny fera-para misy soratra hoe \"mivavaha ho azy\".
26. fijo
(
02/12/2004 21:26)
ramso >tsy sahy manome baiko ahy izany izay zavatra tsy hita maso e.
kitjo>ndry koa nga satana?hoatra ahy.
ndao handray ry zareo an.io no hiarahana ko

27. annie
(
16/12/2004 10:11)
Miarahaba ny rehetra
Ny mahagagade zao:raha vao resaka fivavahana de ao ny mandrabiraby
Ny hoe mivavaka ho an\'i satana de tsotra fotsiny:raha nofantsihana t@hazo fijaliana Jesosy de nisy lehilahy iray niaraka nofantsihina taminy izay nandrabiraby azy de nivavaka izy nanao hoe:\"Aa ô! mamela ny helony fa tsy fantany izay hataony! \"Manaiky ary ve isika fa satana io olona nanandratany vavaka io?
Mbola misy teny izay tsara indrindra ao @Baiboly ao manao hoe:\"tsy tonga hiantso ny marina aho fa ny mpanota mba hibebaka\" Koa raha mahatsapa ary isika fa mpanota de aoka mba hivavaka.
\" Aza mitsara mba tsy ho tsaraina\" hoy ihany ny Baiboly (l) (l) (l)

28. moi
(
17/12/2004 14:51)
za kosa aloha tsy manaiky hoe satana io olona nanandratany vavaka io !
Olona io, hoy ianao, ary satana tsy olona.
Inty misy fanazavana kely : Mitovy ireto ary :
- être influencé par le démon
- être possédé par le démon
(démon = Satan ou Lucifer ou ... rehefa Diable e)