hiandry azy sa tsia (tohiny)

1. xxx ( 27/11/2004 12:13)
tadidinareo v le sujet hoe hiandry azy sa tsia? (nanao menace de suicide ny oll niaraka t@ le olontiako) ary ambadika b ary le izy ato @ fitiavana ihany. saika hisaotra anareo aho noho ny fanampianareo rehetra no mba hilaza @nareo fa efa milamina tsara izahay. depuis presque 6 mois izahay zao no miaraka (zany hoe izahay irery)!
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:10
2. chipie1 ( 27/11/2004 12:45)
tsara zany ka de mirary soa e!
3. xxx ( 27/11/2004 15:04)
sotra indrindra chipie ah!ento ambavaka eh
4. mumu ( 27/11/2004 15:25)
mirary soa akia xxxx
5. chipie1 ( 27/11/2004 15:46)
ok xxx :-*
6. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:42)
zay zany le hoe ze maharitra vadin\'i XXXX?
7. yonikafopl ( 27/11/2004 20:00)
arahabaina zany xxx a! dia mahareta hatramin\'ny farany e!! hafa ihany ny namana o!!!! :-* :-* :-*
8. maditra ( 29/11/2004 06:39)
tssss, na dia efa mahazo fahasoavana aza ry zareo dia mbola miafina ao anaty xxx fona!
fa tsara izany e! Ny ahy koa raha mba manao an\'izany e! lol :-D
9. xxx ( 29/11/2004 12:50)
sotra anareo rehetra eh
ka tsy zany fa mataotra ny analanareo anie! sady zà manko mpakato matetika
10. fijo ( 29/11/2004 21:34)
tadidy iny resaka iny ka.kay hazonao izany le amboara.milay izany ka.
11. rmo ( 30/11/2004 05:52)
Dia mirary soa anareo izany ny tenako ,dia mahareta hatramin\'ny farany
12. arimalala ( 30/11/2004 10:05)
alefaso @ zay ary ny arôzazy ry xxx a
13. fijo ( 30/11/2004 21:13)
henjeo aloha izay tsy vita e.
14. xxx ( 03/12/2004 14:52)
@18a za ny arozazy eh!eny @inth!d @zay hitanareo @zay hoeiza le x eh!
fijo ah, mba omeo torolalana @ le fanenjehana izay tsy vita eh :wink:
15. xxx ( 06/12/2004 09:10)
aiza i fijo eh!ho betsaka eo ihany anie le enjehina e
16. fijo ( 06/12/2004 23:25)
xxx izay tsy vita hatr\'izay nampiazohazo izay dia ataovy sy araraoty daholo hanenjehana azy.
17. mimich ( 20/12/2004 08:20)
xxx> arahabaina aky zany ah! zay vao tadidiko @ izay ilay resaka
18. mihanta ( 20/12/2004 17:10)
saika maty antoka teo raha namono tena an,vitao daholo amzay ny adidy tsy vita hatram zay
19. fijo ( 22/12/2004 22:58)
mihanta nga tia adidy?
20. xxx ( 18/01/2005 14:20)
:-D :-D :-D :-D :-D ny adidy tsy an\'olondratsy ry fijo ah!
d misaotra akia mimich ah :wink:
mihanta ah, tsy nieritreritra ny hamono tena mitsy t@reny na nandalo fotoantsarotra aza kah!zay ndray alou d azondry atokisana tsara!
meci daolo ô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3865