Argent de pôsy
41. kinaoly
(
26/11/2004 08:12)
fijo> iza ndray zao mila van zao hono
ramaso> nitady inn klou e ? :?: :^)
poupous> hihihi :idea:
ramaso> nitady inn klou e ? :?: :^)
poupous> hihihi :idea:
42. poupounesana
(
27/11/2004 05:59)
Niko zany anie no fomba aty dago eh!maman no mitantana satria izy no mahita ny vidin-jvt sy ny etsetra! izy ihany no mahay an\'io eh!
49. tsiperifery
(
17/01/2005 11:16)
chip> mba mividy izay mahafalifaly anay koa zahay fa aiza de enareo foana no hanao ny safidy kle ! hihi. Tsy resaka fitafy fotsiny koa less io fa be zavatr\'hafa isafidianana a ! Arakaraky ny arzan depôsy :cry:
54. tsiperifery
(
17/01/2005 12:26)
mu> pôsy gôka nozairina nena izao de kelikely tarzan kah ! hihihi
57. ikaretsaka
(
18/01/2005 19:37)
ny sipa ange lety tsy tokony omena argeny de posy fa argant de kopets ano tokony omena azy e
