homophobie

21. xxx ( 16/12/2004 09:14)
sipagasy > za kosa aloha efa niteny t@ renin-janako fa entiko mitsoaka miverina any an-tanindrazako haingana ny z\'enfants raha sanatria mivoana @ mahazatra e ! Sarobidy amiko izany hoe mba hanana ny taranaka iray nofo aman-drĂ  aminy ny zanako.
Tsy manakana ahy hanaja ny fiainan\'ny hafa izany ...raha tsy miditra @ fiainako manokana izy. Tsapako fa miha-tafahoatra ny fanomezana zo manokana azy ireo aty am-pitandranomasina aty ! Isika \"normal\" indray no tadiavindrizalahy hatao \"anormal\" eto @ fiaraha-monina ! hihi
Samoina
22. fijo ( 15/06/2005 21:50)
zo io ka tsy hitako izay olana.raha miteny ve izao ny ngita volo hoe ny voloko no tsy nandraisana ahy tamin'ny asa dia rariny izany;
mitovy amin'izya koa io.ny asany jerena fa aza ny fiakanjony na ny fiainany na ny finoany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2157