sipa lava volo
66. pseudo
(
18/12/2004 20:27)
:-D eh! sô d mbô tsy rariny ry reto a! volom-bevavy ve no tapahina de i kely mavitrika no ongotana @ fakany?fa naninona anareo izy e? :-D
68. poupounesana
(
25/12/2004 13:38)
ka refa ratsy loha d tsy maintsy tapahina kah! aleo tsy manana toy izay manandratsy e!
70. pseudo
(
27/12/2004 21:25)
ngefa tsy arak\'io akory nareo rehefa maazo e! ahhh... mmh... ouuiii... mitsetsetra ery!
ary ssôô de mbo tsy afa-po kosa ary no mampasiaka annareo reto! :-D nomeny anle omeko tsy omeko angamba ô :-D
ary ssôô de mbo tsy afa-po kosa ary no mampasiaka annareo reto! :-D nomeny anle omeko tsy omeko angamba ô :-D
71. idealy
(
28/12/2004 15:05)
tsy tena namaky ze vôlaza ato aho fa ny volo lava mandany calcium be de mankarary ando
75. pseudo
(
02/01/2005 20:30)
poupoun>ratsy ve ny lohany! fa araka ny tianao tokony naranidranitra kokoa ve sa tokony ho lehibe oh oberzinna! sa ratsy loha ahoana tsy de azoko tsara!
77. poupounesana
(
09/01/2005 09:13)
hoan\'i xxx, 1 de perdu 10 de retrouvé tsy zay moa le fiteny ? exagéré alou io isa io eh fa refa tsy mahafapo le eo antoerana d aleo miova lasy eh!
pseudo, le loha noresahiko d le eo ambony ny tendanao (ka asa nenao raha oberzina na voatavo na inn fa d anjaranao mamakafaka azy tsara zà manko mbola tsy nahita anao)
pseudo, le loha noresahiko d le eo ambony ny tendanao (ka asa nenao raha oberzina na voatavo na inn fa d anjaranao mamakafaka azy tsara zà manko mbola tsy nahita anao)